ariary @ 2005?????
1. ludo
(
29/08/2004 06:31)
ho foana ny fmg manomboka @ janoary 2005!!!
amiko tsy misy maharatsy an'zany nefa kosa btsk ireo sahirantsaina zay zatra fmg @ vao vanin'andro izao mandrapahazatra azy an'izany!dia nivadika ndray zany ny rasa fa mahazo tombony indray ny olona taloha @ fampiasana ariary!!!

répondu par fijo le 05/10/2004 22:00
2. ramoul
(
29/08/2004 14:59)
marina mintsy zany ry ludo. toy ny FF nivadika EURO ihany io zavatra io fa sainga we tsika tsy mampiasa le EURO :lol: .
zay teraka tam' andron' ny ariary taloha sy ny vô ho teraka dia tsy sahirana fa ny tanora ankehitriny no tena mijaly amin' io fihovana io.
zay teraka tam' andron' ny ariary taloha sy ny vô ho teraka dia tsy sahirana fa ny tanora ankehitriny no tena mijaly amin' io fihovana io.
3. kally
(
29/09/2004 08:49)
Tsy hitako izay olana @ ilay fmg nivadika ho ariary aloha e! ny any ambanivohitra izay vitsivitsy no nandia fianarana efa nanisa t@ ariary foana hatramin\'izay, noho izany tsy olana ho azy izany.Ireo olona nanisa t@ fmg dia ireo \"nandia fianarana\", ka raha tsy nandrasônina ka ho sahirana @ izany.
4. fijo
(
05/10/2004 22:00)
marina ny an\'i ramaso sy i kally.tsy tokony asiana olana io fa kajy amin\'ny 5 fotsiny dia vita.