Ny fahamatorana

1. ludo ( 17/08/2004 09:49)
Misy lafiny maro ny mahamatotra ny zanak'olombelona d aona no ahafantarana fa
matotra iny olon'iny na @ fiteny na @ fihetsika
omeo ny hvtrao !!!!
novalian'i fijo ny 24/08/2004 20:54
2. booboo ( 17/08/2004 11:30)
réfa mahatsiaro ny tenany ho responsable sy mi-assumer ny raha ataony/teneniny/eritreretiny, zay no atao oe matotra araka ny hevitro.
3. kally ( 17/08/2004 15:15)
matotra rehefa misaina tsara sy tsy maivan-doha ary tsy manaonao foana.
4. fijo ( 17/08/2004 19:16)
matotra daholo izany isika ka.
5. ramoul ( 17/08/2004 21:00)
matotra rehefa tsy manao vazy vazy am' fiainana, ary isika reto dia matotra daholo avokoa! :roll:
6. tsiperifery ( 18/08/2004 07:07)
Matotra rehefa mahafatotra amalona tsara !!!!!!! :lol: :lol: :lol:
7. xxx ( 18/08/2004 07:58)
anontanio hono i Samoela hoy ilay olona arry ambadika arry.

"efa matotra tsarrra @ arrra-dalana"
8. fijo ( 18/08/2004 20:32)
izay izany e.matotra ny namana
9. chipie1 ( 22/08/2004 06:46)
:-D
10. fijo ( 23/08/2004 19:47)
chipie1 tsy matotra fa mivanitika
11. besoiiin ( 24/08/2004 17:45)
ary za ve mba matotra? :D :D
12. fijo ( 24/08/2004 20:54)
matoa manana besoin dia efa matotra ka.mahatokia tena.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2393