code de la route

1. ludo ( 18/08/2004 12:18)
Ilaina v ra ampianarina any @ école primaire ny code de la route mba ahafahan'ny olona mampiasa azy tsara ra eo @ lafiny mpandeha tongotra syny mpitondra bisikileta??
novalian'i fijo ny 23/11/2004 21:21
2. fijo ( 18/08/2004 20:27)
za dia mihevitra fa tena hilaina tokoa izany.satria amin'izay vao manomboka mandeha irery izy dia tsy hanaonaofoana toy ny hita ankehitriny.
3. ludo ( 19/08/2004 08:11)
ramaso >tsy manampotoana intsony ampianarana lay mpaka sy mpanatitra fa any @ fahazazana no anombohan'azy! tsy misy ny
2 ra tsy teo ny 1
4. jhouhlambout ( 19/08/2004 13:02)
Ilaina!
5. booboo ( 19/08/2004 13:10)
satria ?
6. fijo ( 19/08/2004 19:07)
satria i booboo izao tsy manaja lala eny an dalana.
7. pitchou ( 20/08/2004 15:15)
tsara ny hampianarana azy ny ankizy dieny mbola kely, saingy ahoana kosa ny réaction ny rehefa mahita ny lehibe (mpamily fiara sy mandeha tongotra) manaonao foana?
8. ludo ( 20/08/2004 15:54)
ny mpamily! permis azo teny @ sisiny ary lay mpandeha tongotra tsy mahala codes d samy tsy ao doli zany :°)
9. fijo ( 23/08/2004 19:44)
pitchou>ka izay mihintsy no hampianarana azy mbola kely,hanintsy ny lehibe tsy manaraka ny tokony hatao.
10. ratiavao ( 23/11/2004 18:25)
izao no llazaiko anareo, ny code de la route mihitsy no mila atao matotra tsara fa raha ny any majunga ohatra dia manana ny azy manokana izy, ka na ny giratoire aza ny azy dia ny à droite foana no prioritaire
11. fijo ( 23/11/2004 21:21)
marina io voalazan\'i tiavao io fa tandremo an.fa any moa malalaka dia tsy dia misy olana firy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1817