omeo hevitra

1. lema ( 11/02/2005 16:13)
inn no tokony ho ataona tsy manana valentin sy valentine
novalian'i fijo ny 24/02/2005 22:35
2. ikaretsaka ( 11/02/2005 20:10)
ireto azo atao: rehefa tsy misy hiondanana sy sakambinina hono
"misakambona sy miresaka @ tavoahangy" (ry fijo sy ry tenio)
"miondana @ baolina"
"miondana @ mozika"
"miondana @ kaly"
3. pitchou ( 11/02/2005 20:22)
mitady valentin na valentine kou inn ndray ary?
4. ikaretsaka ( 11/02/2005 20:31)
tsy ampy intsony ny fotoana ko..raha izoa vo mitady..
raha tsy heo le .. fille facile reny.. zoma hatr@ latsinainy ve?
5. poupounesana ( 12/02/2005 06:17)
pitchou :lol:
mivavaha mafy ry karetsaka d tsy mahazo fille facile ah!
6. Ramaso ( 12/02/2005 06:26)
mitadiava sosy be de mangala any tsaralalana lety de arina refa 15 fev an.. tsisy arakaraka
7. poupounesana ( 12/02/2005 07:44)
d inn ny atao ary mba ahazoany sosy b zany hno eh?
8. Ramaso ( 12/02/2005 07:47)
mangalatra r'ianona an!
9. poupounesana ( 12/02/2005 07:53)
d in naz no tsara angalarina eh
10. Ramaso ( 12/02/2005 07:55)
ny an'i "sarah babem-bahoaka" f'iza indray e
11. poupounesana ( 12/02/2005 08:06)
inn anefa zany eh!mbo azavao an'le gasy kely zany fa tsy arakay zany kah! mamy zany sa masira?
12. Ramaso ( 12/02/2005 08:06)
marikivy ka!
13. poupounesana ( 12/02/2005 08:18)
marikivy ? f'angah koa ny lela tia marikivy, vaovao ndray zany
14. kinaoly ( 12/02/2005 12:25)
milalao vovoka irery na mangataka pyjama transparent any @ dada sy neny (hevitry i ramaso io farany io) :-D
15. poupounesana ( 12/02/2005 13:57)
kinaoly :lol:
d mitoto koba koa kay!
ary tena ho feno feno koba voatoto ny tanana zany @lundi eh?koba mifangaro toaka =))
16. xxx ( 12/02/2005 14:11)
zah ngamba hijery film tsy romantique aloh . fa inona moa no tena tianao atao amin'ny st valentin ry ramaso no haka prêt à porter , sa mba misy resaka atao amireny ?
17. ikaretsaka ( 12/02/2005 14:31)
nendramaso hono efa hoe hijery filma x gasy izy sy i cutie fa aiza ary i XXX zany?? =))
18. kinaoly ( 12/02/2005 15:54)
poupou> tonga de diarhée assurée ngambany amzany klé :-D
19. Manon ( 13/02/2005 07:12)
St valentin :?: marina ?
20. pitchou ( 13/02/2005 07:35)
lema> afaka mametaka afisy ko enao eraky ny lalana hoe misy mitady valentine ka! d avy eo am-baravarankely enao misafidy sisa! fa aza makany tsaralalana zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.449