omeo hevitra

21. Ramaso ( 14/02/2005 03:26)
ao @ biraon'i tantine pitchou ao koa misy ireny efa madama sy mademoiselle antitrantitra ireny!
afaka hetsehana tsara
22. poupounesana ( 14/02/2005 05:53)
enfin tonga ihany le saintvalentin! nahita valentine ihany v lema eh?
23. xxx ( 14/02/2005 06:27)
miyadiva ilay tonga de vonona ireny fefa st-valentin anie androany e
24. Dezy ( 14/02/2005 11:31)
za zao tsy nananana de mba nindrakindrana teny ananina teny :-P =(( =)) =)) :-$
25. chipie1 ( 14/02/2005 11:41)
dezy > =))
26. moi ( 14/02/2005 13:24)
Tadiavina indray ny Claude na Claudine rahampitso.
27. pitchou ( 14/02/2005 17:56)
ramaso> d lazao fa antitrantitra ndray ny madama sy madimozely ao aminay e! mbola tsy nahita na 1 tao akory azany enao! fa angamba d fatorana @ rojo vy mintsy sao manondrana
28. fijo ( 14/02/2005 23:46)
ny anay moa dia tavoahangy kely vao nosokafana no niaraha nanao fety valentin ko.za faly fa nanokatra sy nafana izy faly nanome dozidozy.
29. ikaretsaka ( 15/02/2005 00:50)
zay le fitia mifamaly ry fijo an
30. pitchou ( 15/02/2005 08:57)
d nahazo oroka molotsa b d b d b d b mintsy zao le tavoangy kely o? :-D d aveo niara-nitositosy nareo?
31. Dezy ( 15/02/2005 10:24)
inn zao nomampimé an'i chipie eo kay??? :-* :-$
32. pitchou ( 15/02/2005 17:43)
zany mba fanontaniana! ka hitomany ndray ary ve izy?
33. fijo ( 15/02/2005 21:54)
ie mitohoka matetika azy teo aho dia faly ka
34. Ramaso ( 16/02/2005 05:47)
le molotra aiza io ry fijo.. bebe ihany manko uzay manana molotra @ resakela iza
35. poupounesana ( 16/02/2005 06:19)
ouhn! zay ary fa tsy arak'i ramaso ntsony ny tantara
36. jhouhlambout ( 16/02/2005 09:05)
37. pitchou ( 16/02/2005 18:34)
ramaso wa mba manaraha resaka fa manjary lasa saina lavitra ny sasany
38. Ramaso ( 16/02/2005 19:23)
ko molotra daholo znay r'ianona an!
39. fijo ( 16/02/2005 23:44)
ny ahy molotra iray ihany ka
40. dadabe ( 17/02/2005 09:38)
molotra ambony sy ambany :lol: :-D :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6296