fitiavana tsara rindra

1. lema ( 20/11/2004 21:47)
inona ny metimety:
miaraka @ namana efa mifankalala toetra tsara ve sa miaraka @ olona vaovao mbola tsy fantatra mihintsy dé ao no mifankalala?
novalian'i fijo ny 21/02/2005 23:12
2. kally ( 21/11/2004 00:05)
Ny miaraka amin\'ny olona tiana no mety!
3. pitchou ( 21/11/2004 09:42)
marina izany lazain\'i Kally zany!
4. yonikafopl ( 21/11/2004 17:34)
za kou miombon-kevitra @ kally
5. jhouhlambout ( 21/11/2004 18:38)
Ary raha manandrana vaovao? hm? Mety ho interessant ihany ka
6. ikaretsaka ( 21/11/2004 18:51)
rehefa tia mety daholo ka
7. fijo ( 22/11/2004 20:23)
miaraka aloha dia hita eo avy eo e
8. watafon ( 23/11/2004 18:07)
tsy namana efa mifankahalala toetra tsara ve no mety e!! asa anefa !!!
9. fijo ( 23/11/2004 21:29)
ndao andramana e.
10. mumu ( 24/11/2004 08:15)
fijo ndana de aza adino manao tatitra eto an!!
11. fijo ( 24/11/2004 21:27)
ndao ary ry mumu an
12. poupounesana ( 25/11/2004 06:52)
tena tsara le mifankahalala kah!fa mba asio ambony kely le surprise d mba hatao surprise tsara koa fa tsy ratsy
13. dezy ( 25/11/2004 10:23)
samy tsara doly na ny namana vao2 na ny efa mifakalala saingy ndraindray sokona mifankhita t.y ny ny mifakalala be de lasa fosa .,ny vao2 njay fivelarana ho anao mba mahita namana hafa nony teo aloha
14. fijo ( 25/11/2004 22:43)
marina izany
15. lema ( 26/11/2004 20:51)
ra néna alou alou dé lé efa mifankalala no tiko amizay tsy misy surprise tsony e!
16. poupounesana ( 27/11/2004 06:05)
mora mankaleo anie ry lema le tsy misy surprise ntsony eh! zay le mahatonga an\'le we hafoy ny akohokely ....
17. lema ( 29/11/2004 09:54)
asivo surprise ary ny antsika e!
18. arimalala ( 29/11/2004 11:06)
aza adino ny mampilaza anay refa mitranga ny surprisen\'i lema sy poupou an
19. lema ( 29/11/2004 13:11)
za zao efa miandry fotsiny e!
20. poupounesana ( 29/11/2004 16:17)
d maninn no tsy enao no manisy surprise ry lema ah!aiza vd hiandry anà foanafoana! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3663