fitiavana tsara rindra
1. lema
(
20/11/2004 21:47)
inona ny metimety:
miaraka @ namana efa mifankalala toetra tsara ve sa miaraka @ olona vaovao mbola tsy fantatra mihintsy dé ao no mifankalala?
miaraka @ namana efa mifankalala toetra tsara ve sa miaraka @ olona vaovao mbola tsy fantatra mihintsy dé ao no mifankalala?
novalian'i fijo ny 21/02/2005 23:12
8. watafon
(
23/11/2004 18:07)
tsy namana efa mifankahalala toetra tsara ve no mety e!! asa anefa !!!
12. poupounesana
(
25/11/2004 06:52)
tena tsara le mifankahalala kah!fa mba asio ambony kely le surprise d mba hatao surprise tsara koa fa tsy ratsy
13. dezy
(
25/11/2004 10:23)
samy tsara doly na ny namana vao2 na ny efa mifakalala saingy ndraindray sokona mifankhita t.y ny ny mifakalala be de lasa fosa .,ny vao2 njay fivelarana ho anao mba mahita namana hafa nony teo aloha
15. lema
(
26/11/2004 20:51)
ra néna alou alou dé lé efa mifankalala no tiko amizay tsy misy surprise tsony e!
16. poupounesana
(
27/11/2004 06:05)
mora mankaleo anie ry lema le tsy misy surprise ntsony eh! zay le mahatonga an\'le we hafoy ny akohokely ....
18. arimalala
(
29/11/2004 11:06)
aza adino ny mampilaza anay refa mitranga ny surprisen\'i lema sy poupou an
20. poupounesana
(
29/11/2004 16:17)
d maninn no tsy enao no manisy surprise ry lema ah!aiza vd hiandry anà foanafoana! :wink: