fitiavana tsara rindra

21. lema ( 29/11/2004 16:24)
tiko ary énao e!
22. dezy ( 29/11/2004 17:06)
poupoun sy lema :-D :-D :-D zany ka churprize
23. fijo ( 29/11/2004 21:54)
tena siraprizy iny ralema an.
24. arimalala ( 30/11/2004 10:14)
poupou sisa zany andrasana ko
25. dezy ( 30/11/2004 13:28)
mbala tsa hita poupou lema mandrasa fa ho avy izy e :-D :-D :-D :-D
26. fijo ( 30/11/2004 21:22)
hoavy izy ka.
27. iartistika ( 17/02/2005 15:56)
NY tena tsara ah! handramana daholo aloha izy roa:de avy tazonina ze revena ,tsotra kosa angamba zany....
28. kintanala ( 17/02/2005 20:13)
tsotra an !!! zan an :-D :-D :-D
dia firy hono no indray zakanao kolo ? :°)
29. fijo ( 17/02/2005 23:39)
mahazaka be kosa izy e
30. iartistika ( 18/02/2005 17:40)
Mbola mitady!kintana maro be ireo de @ reo zà no maka, le filanty,kôpy ianao?
31. Ramaso ( 20/02/2005 06:26)
aoka kosa i poups e.. izy mbola sahirana
32. iartistika ( 20/02/2005 11:19)
Sahirana @ inona?
33. kintanala ( 21/02/2005 13:11)
iartistika> :-D :-D kopy e... fa ataovy vonona az ny turbo fa mirifatra iny anie ee :°)
34. iartistika ( 21/02/2005 17:17)
Henjehiko n'aiza n'aiza eh!Hatrany anaty rahona any..;
35. fijo ( 21/02/2005 23:12)
aiza i poupou e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3201