ny fitiavana teo @ malagasy

1. lema ( 11/11/2004 21:20)
samy mba miteny izay ohabolam-pitiavana fantany dé mba azvaina tsotsotra mba ho azon\'ny rehetra ny dikany raha tsy vita de afaka azavain\'ny sasany.
novalian'i fijo ny 13/12/2004 23:18
2. lema ( 11/11/2004 21:23)
\"mpifankatia tsy mifamarafara ka ady no hisarahana\"
mpifankatia tsy mifanafatrafatra ka ady no isaraha
3. maditra ( 11/11/2004 22:58)
Izay tiana mitombo tarehy!
Dia nihasola ranamana izay satria tiana.


4. tequila ( 12/11/2004 09:01)
lema > toa ohatran\'ny tsy izany ny dikan\'io ko, tsy mifanafatrafatra ahoana ?
maditra> :-D masiaka vava enao izany a
5. dezy ( 12/11/2004 09:41)
ra tina ho tody ny laka-hitana mba jereo ihany ny tevi-ndamosiny ary tina hateaza ny fitiavana mba tsapao ny tokom-pitiavana :-*
6. yonikafopl ( 12/11/2004 18:51)
Ny havan-tiana tsy iaraha monina satria ny ela maha reroy
tonga ngamba de mazava kosa e!
7. lema ( 12/11/2004 20:22)
dezy tena tsy kopy mintsy za @ lé hoabolana
8. dezy ( 13/11/2004 07:48)
o ramaso an !!taiza njay io no nipotra??? tsss :-D :-D :-D :-D :- lema>ra mita rano ela de jereo klou ny lakana fa sao goka ka rendrika avy eo ,ary raha mitia oul ela de tsapao klou ny afanam-pitiavany fa sao de tsy mateza
9. lema ( 13/11/2004 08:21)
dezy:ok
\"ny fitia mifamaly no mahatsara fihavanana\"
10. yonikafopl ( 13/11/2004 21:34)
ny fitiavana tsy raikitra tsy hatao haharatsy fihavanana
11. pitchou ( 14/11/2004 03:51)
ataovy fitia varavarana ka tiana ihany saingy atositosika e!
12. yonikafopl ( 14/11/2004 19:18)
toa tsy izany ilay izy ry pitchou kou , toa hoe
aza atao fitia varavarana , tiana ihany fa atositosika.
13. chipie1 ( 15/11/2004 11:55)
yonika > tsy mitovy iany ve ny hevitrireo?? ;-)
14. dezy ( 15/11/2004 13:00)
chipie1> tsy mitovy reo ny1)tsy fitiavana sdatria atosika fa ny 2 kosa mananatra we aza atosika tahakany varavarana ny fitiavana tina ihany fa fa akilakilaka :-*
15. yonikafopl ( 15/11/2004 17:14)
chipie1 tsy mitovy ireo ka. io lazain\'i dezy io
16. nikopol ( 15/11/2004 17:22)
Ohabolana fitiavana :

\" saro-tiavina tahaky ny pô, hamanizana vô velon-kira\"
17. randjy ( 15/11/2004 17:48)
Tokam-po otran\'ny siny\"
18. fijo ( 15/11/2004 23:57)
aza atao fitia jiafotsy,raha vao be kasokasoka raha tonta be romoromo.
fa ataovy fitia marto sy fantsika ka arakaraky ny hifampikapohany no hampiletika azy.
ahoana indray io koks io ramaso a? :-D :-D :-D
19. yonikafopl ( 16/11/2004 21:33)
niko , ramaso, mba hafahafa ny anareo zany
20. fijo ( 16/11/2004 22:10)
fitia lambanakoho ka faty no hisarahana,io le tena tiako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5738