ny fitiavana teo @ malagasy
21. rmo
(
17/11/2004 06:08)
Izay tiana mitombo tarehy satria na dia ratsy aza io dia tsara sy mahafatifaty tsy misy ohatra azy mihitsy eto an-tany fa dia ny fitiavana azy no miredareda ao am-po (l)
23. chipie1
(
17/11/2004 16:34)
ny fitiavana mahazaka maniraka
na de lavitra be aza ny elanelatany de tsy nampiova ilay fitiavana. Zay no fazahoako azy alou an!
na de lavitra be aza ny elanelatany de tsy nampiova ilay fitiavana. Zay no fazahoako azy alou an!
26. fijo
(
17/11/2004 21:39)
gaga indray mumu. :-D :-D :-D
mafy ny gadra fa ny gadra ratsy indrindra dia ilay rojompitiavana.
mafy ny gadra fa ny gadra ratsy indrindra dia ilay rojompitiavana.
27. dezy
(
18/11/2004 13:27)
aza manao fitiavam-bava, refa mifanaraka mi-tsoda tsoda ,refa mifamaly mifanopa :- :* :* :twisted:
30. dezy
(
19/11/2004 08:00)
ary ramaso ty ve manao ohabolana momban\'ny makorely maro be ee?? :-D :-D :-D :-P
31. rmo
(
19/11/2004 11:23)
Lavitry ny maso hono lavitry ny fo
sa ahoana tsy marina ve izany ry zareo :lol:
sa ahoana tsy marina ve izany ry zareo :lol:
34. pitchou
(
21/11/2004 09:54)
ary mahadini-javatra ity karetsaka ity an! mandra-piandry ny jiro hivadika ho maitso zany d\'efa vita an? tandremo ary sao variana ka kalxoner-drizalahy e!
Ny fitiavan d voninkazo k\'aza omena tsiny izay te-hahazo e!
Ny fitiavan d voninkazo k\'aza omena tsiny izay te-hahazo e!
35. fijo
(
22/11/2004 21:21)
ela toko ry ika tena tsss.ataovy fitiavan\'alika indray ary e.raikitra ny hiafarany.
36. pitchou
(
23/11/2004 12:20)
ary samy manana ny biby mahavariana azy mihitsy i karetsaka sy fijo an!
37. dezy
(
23/11/2004 13:34)
aza manao fitiavana voretra( mangalatra vadin\'oul) ny tsirony tsy misy fa ny adin-tsaina no betsaka