ny fitiavana teo @ malagasy
1. lema
(
11/11/2004 21:20)
samy mba miteny izay ohabolam-pitiavana fantany dé mba azvaina tsotsotra mba ho azon\'ny rehetra ny dikany raha tsy vita de afaka azavain\'ny sasany.
novalian'i fijo ny 13/12/2004 23:18
2. lema
(
11/11/2004 21:23)
\"mpifankatia tsy mifamarafara ka ady no hisarahana\"
mpifankatia tsy mifanafatrafatra ka ady no isaraha
mpifankatia tsy mifanafatrafatra ka ady no isaraha
4. tequila
(
12/11/2004 09:01)
lema > toa ohatran\'ny tsy izany ny dikan\'io ko, tsy mifanafatrafatra ahoana ?
maditra> :-D masiaka vava enao izany a
maditra> :-D masiaka vava enao izany a
5. dezy
(
12/11/2004 09:41)
ra tina ho tody ny laka-hitana mba jereo ihany ny tevi-ndamosiny ary tina hateaza ny fitiavana mba tsapao ny tokom-pitiavana :-*
6. yonikafopl
(
12/11/2004 18:51)
Ny havan-tiana tsy iaraha monina satria ny ela maha reroy
tonga ngamba de mazava kosa e!
tonga ngamba de mazava kosa e!
8. dezy
(
13/11/2004 07:48)
o ramaso an !!taiza njay io no nipotra??? tsss :-D :-D :-D :-D :- lema>ra mita rano ela de jereo klou ny lakana fa sao goka ka rendrika avy eo ,ary raha mitia oul ela de tsapao klou ny afanam-pitiavany fa sao de tsy mateza
12. yonikafopl
(
14/11/2004 19:18)
toa tsy izany ilay izy ry pitchou kou , toa hoe
aza atao fitia varavarana , tiana ihany fa atositosika.
aza atao fitia varavarana , tiana ihany fa atositosika.
14. dezy
(
15/11/2004 13:00)
chipie1> tsy mitovy reo ny1)tsy fitiavana sdatria atosika fa ny 2 kosa mananatra we aza atosika tahakany varavarana ny fitiavana tina ihany fa fa akilakilaka :-*
18. fijo
(
15/11/2004 23:57)
aza atao fitia jiafotsy,raha vao be kasokasoka raha tonta be romoromo.
fa ataovy fitia marto sy fantsika ka arakaraky ny hifampikapohany no hampiletika azy.
ahoana indray io koks io ramaso a? :-D :-D :-D
fa ataovy fitia marto sy fantsika ka arakaraky ny hifampikapohany no hampiletika azy.
ahoana indray io koks io ramaso a? :-D :-D :-D