ny fitiavana teo @ malagasy

61. dezy ( 09/12/2004 10:33)
o ralema> antitra zany hono vao mena fify e!!! :-D :-D :-D :-D ao anaty vilany antitra no ahitana ny tsiron-dasopy ra asiana baranjely 1
62. lema ( 09/12/2004 19:31)
mimich:zay vao azoko lé izy fa azfd ary e!
pitchou:énao tiko foana;
marina zany ry dezy a!
63. fijo ( 09/12/2004 21:48)
eh,eh eh,ralema io an
64. poupounesana ( 12/12/2004 17:09)
tohano kely ny hevitry fijo ny pseudonay ange tsy azo ampiasaina refa tsy nahaloa droit d\'auteur eh!
raha mbola tsy convaincu tsara i lema d ataovy fitia divay! refa antitra manko refa vao tena milay!
65. mihanta ( 12/12/2004 17:17)
ataovy fitiavana tsara rindra k mampifandray antsika roa
66. fijo ( 13/12/2004 23:18)
ka le izy anie ry poupou fitiavana no resahana e.le fitiavana be popoka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6417