ny filahina

1. xxx ( 29/11/2003 15:18)
hono hop aho inona marina no tena tinareo lehilahi lava filahina ve sa fohy sa lehibe sa kely
novalian'i fijo ny 06/01/2004 16:46
2. rinakely1 ( 01/12/2003 20:06)
Zé mavita azy ry reto an!
3. xxx ( 01/12/2003 13:57)
tena pb nareo lelahy mihitsy ny mombamomba io fitaovanareo iray io an! nefa angamba tsy de mianina @ izany loatra fa ny fahaizana mampiasa azy ihany no izy!
4. isrine ( 01/12/2003 16:10)
Raha toa izy ka manana ny kely, de mba mandrevy ny lehibe sy ny lava angamba.
Ry zareo reo koa anie mety mba tahaka antsika vehivavy e, mandrevy ny tys ananana, fa mody tsy mikozy fotsiny.
5. xxx ( 01/12/2003 17:27)
aminareo vhv anie no tokony hipetraka ny fanontaniana e! matetika dia tsy misy milaza ny marina fa dia mionona fotsiny amin' ny hoe " ny fahaizana mampiasa azy no zava- dehibe"
Raha ny marina dia tsy misy ohatry ny lava .
Raha somary fohifohy izay ny anao dia misy fotoana sahirana mafy mihitsy ny vhv mitady ilay position mba ahadona ny azy @ ny anao .
Marina izany sa lainga ????
6. fijo ( 02/12/2003 16:54)
merci rinakely an.ianao no tena nahay namaly azy.fa ny fantasme aloha dia ny hoe lava sady ngeza be.
7. oupsyyy ( 02/12/2003 19:39)
L'éternelle question!!!!!!!, arakaraka ny olona io, le vehivavy raha ny marimarina kokou. Fa refa mahavita azy marina io de tsy zay ve no tediavina e. Atao inona nefa fika be tsy handraofana nefa tsy mahavita azy........???
8. fijo ( 03/12/2003 20:08)
aleo valian'i rinakely.
9. isrine ( 03/12/2003 16:05)

Ny fanontaniana alou tsy de haiko tsara we @ lehilahy ve no ipetrahany sa @ vehivavy?
Na raha nametraka ny anarany i X, de ho fantatra fa lahy izy na vavy.
Na koa raha nisy "faingo" tao aorian'ny "tinareo" de hazava avy hatrany ny fanontaniana.
Ny ahy alou de tokony ho kopy nareo hoe ny toy ny inona no tiko e!
Miala tsiny @ nareo lehilahy fa raha kely izany ny fika de lainga raha hisy vehivevy ho afapo @ izany fa de we mionona angamba!
10. fijo ( 04/12/2003 20:54)
hevitra iray izay,ary raha kely nefa lava be?
11. favy ( 04/12/2003 18:04)
Anareo koa tsy maharaka ny tena marina. tsy dia miankina amin'ny halehibeny io na ny hakeliny fa miankina amin'ny fahaizana mapiasa azy sy ny faharetana mandritra ny firaisana
12. fijo ( 04/12/2003 19:51)
ka isrine milaza hoe tsy hafapo ko.
13. xxx ( 05/12/2003 10:03)
Vehivavy aho. Zaho aloha dia manohana lay hevitra hoe ny lava no tsara e. Misy position tena tsy vitan´ny fohy, miala tsiny @ fohy dia tsy ho satisfait mintsy ny sipanareo. Tsy mahadona ilay zavatra tsara rehefa avy any aoriana.
14. xxx ( 05/12/2003 10:04)
Vehivavy aho. Zaho aloha dia manohana lay hevitra hoe ny lava no tsara e. Misy position tena tsy vitan´ny fohy, miala tsiny @ fohy dia tsy ho satisfait mintsy ny sipanareo. Tsy mahadona ilay zavatra tsara rehefa avy any aoriana.
15. rinakely1 ( 05/12/2003 10:59)
kely nefa lavab???? ngeza nefa tsy mahavita azy??? Aza atao olana wa izany fa tian'ny vhv foana io! Izy v mivaky loha zé halavana na ny habeny any fa refa mahazo ny ilainy izy d faly.
16. xxx ( 05/12/2003 11:24)
Vehivavy aho. Zaho aloha dia manohana lay hevitra hoe ny lava no tsara e. Misy position tena tsy vitan´ny fohy, miala tsiny @ fohy dia tsy ho satisfait mintsy ny sipanareo. Tsy mahadona ilay zavatra tsara rehefa avy any aoriana.
17. bice ( 06/12/2003 19:08)
misy fanatajahan-tena mahangeza azy io hono na koa alebehazany @ alalan`ny hotra

18. isrine ( 06/12/2003 18:34)
Tantarao ry Bice a. Fanatanjahantena toy ny inona zany ry Bice? Ary iza no mpanotra ra ohatra ka @ alalan'ny hotra le izy?
19. oupsyyy ( 08/12/2003 11:02)
Le otra alou sao de maha lasa modaka an le izy avy eo e??? Tsy aleo ve le fanatanjahan tena no atoro kle!!!!
20. mijo ( 08/12/2003 15:33)
Tsy misy ny tiana sy ny tsy tiana izany io fa izay hananana dia hifaliana.Raha ny fanirian'ny tsirairay @ io resaka taille de sexe io dia tsy ho hary tanteraka daholo.
Aoka samy hionona @ izay hananany fa aza mitady hevitra ny hanalehibe na hanalava fa misy conséquence grave izany any aoriana any ka sao dia HANENENANA.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0938