ny filahina

21. fijo ( 09/12/2003 11:42)
omeo aloha ilay resaka fanatanjahan-tena e.
ahoana leitia ilay hotra raoupsy,ilahy ity koa anie tena mahita lazaina mihintsy e.
22. xxx ( 09/12/2003 11:05)
ka raha lava be le izy de tsy tafiditra any ambava daholo fa le fohifohy azo ato telimoka
23. rinakely1 ( 09/12/2003 17:49)
zay mitsy ry mijo an! Reo lelà ireo ange tena mila voa tsy hary mitsy e!
24. fijo ( 10/12/2003 20:10)
izaho koa lehilahy ka,fa tsy mitovy ny tanjona.ny ahy ilay voahary ihany no ilaiko.
25. rinakely1 ( 10/12/2003 14:33)
zany an?
26. fijo ( 16/12/2003 16:26)
iza io be fanontaniana io?mila zavatra an?
27. rinakely1 ( 16/12/2003 10:06)
efa manana o!
28. fijo ( 17/12/2003 11:37)
tsy mitovy e.
29. rinakely1 ( 17/12/2003 11:46)
ié!
30. fijo ( 18/12/2003 20:18)
andao hifameno ary.
31. isrine ( 18/12/2003 18:42)
sady efa alina ny andro, de za mpitana jiro!
32. fijo ( 19/12/2003 20:54)
an,an,aleo koa ianao mandray anjara ka.tsy misy mijery fotsiny izany.
33. hendry ( 19/12/2003 16:09)
ohatran ´ny olona ngeza te hahia sy mahia te ho ngeza ihany io e. Misy ny tia ngeza, misy ny tia kely, samy manana ny tiany
34. isrine ( 20/12/2003 19:45)
De mbo samy hendry kou!
35. fijo ( 23/12/2003 12:21)
izay izany.
36. rinakely1 ( 05/01/2004 12:24)
i fijo v zao d mba hendry?
37. fijo ( 06/01/2004 16:46)
ngaha tsy mahatoky ahy indray ianao e.mahatoky fotsiny hiany rinakely a.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2797