Liste des messages

Liste des messages, inserés par ankoay, par ordre de date
ankoay ( 16/12/2003 13:20)
FA MANINONA NO TSY MODY REHEFA VITA NY FIANARANA
Mba efa betsak ihany zay excuse sy raison henoko izay momba io resaka hoe "maninona no tsy mody rehefa mahavita fianarana io?" fa hatramin'izao aloha dia tena mbola tsy voafaritro mazava ireo antony ... suite
répondu par fijo le 19/10/2004 20:32
ankoay ( 03/12/2003 12:43)
fambolena vary SRI
arahaba daholo, 75% ny gasy hono dia tantsaha avokoa. nefa dia mbola tsy tratra foana ilay fanamby hoe "hahavita tena ara-tsakafo amin'ny taona 2000" nolazain'i raika lahy iry? sa niova sata niova ... suite
répondu par hery le 04/02/2005 10:23
ankoay ( 03/12/2003 12:23)
tsena sy fiangonana
Dia tsy mahazo mivarotra intsony zany zao rehefa alahady ny andro fa mandeha any am-piangonana daholo amin'izay ve?. tsy azoko!!! f'anagaha raha mpino aho dia tsy maintsy mankany am-piangonana ry ts... suite
répondu par fijo le 28/01/2004 11:19
ankoay ( 28/05/2003 17:54)
Ny malagasy sy ny karana!
Mba saika nanontany ny hevitrareo aho hoe; isika gasy mihitsy ve no tsy mahay mitsikaraka sa ny karana no gaigy fa aiza ve de ry zareo no tena matanjaka ara-toe-karena eo amintsika?... suite
répondu par steph02 le 14/07/2005 10:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069