Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
14/12/2003 12:47)
Tsy mifantoka @ fianarana
Fa maninona hoa ny ankizy @ izao fotoana izao no tsy mifantoka @ fianarana intsony ny sainy.Ohatrany lasa lamaody ny fandehanana any am-pianarana nefa tsy misy zavatra miditra ao anatin'ny saina akory...
tohiny
novalian'i booboo ny 30/06/2004 13:09
hery
(
13/12/2003 19:50)
Nahoana no voasivana ny hafatro???
Raha mametraka fanontaniana ianao hoe nahoana no voasivana ny hafatra nalefako (censuré) dia ireto no antony.
- Jereo sao dia tsy mifanaraka amin'ilay fitsipika napetraka ato amin'ity forum ity. Jer...
tohiny
novalian'i hery ny 13/12/2003 19:50
tequila
(
13/12/2003 09:37)
volanareo
Hoe sipa materialy , nefa nareo koa ange rehefa mikaoty dia zay no asehonareo tsinona koa . Zahay ve haka ve dia haka ny ratsy , safidy daholo zany , na maka zavatra any amy score aza enao , zay tsy k...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/01/2004 10:00
xxx
(
13/12/2003 09:28)
la beauté est intérieure : théorie?
Rehefa mijey ny resakareo lehilahy ah dia hoe sao dia ratsy ny sipa e sns , nefa milaza hoe ny toetra ihany raha fitiavana ....
tohiny
novalian'i fijo ny 08/01/2004 09:50
xxx
(
12/12/2003 16:08)
teo am - pirevena
Efa nalefako ty lohahevitra ity fa nocensuren zareo angamba.
Efa mba tratry ny sipa terak' etotra teo am - pirevena ve nareo ry bandy isany ary tonga de maimbo an!
Fa tena tonga de kola be batoto de...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/01/2004 10:55
tsilan
(
12/12/2003 13:30)
Ny fampandrosoana sy ny teny enti-mampianatra
Tokony ho teny gasy ihany ny teny fampianarana, satria ny 3%n'ny gasy ihany no miteny frantsay. Ny tantsha tokony ampandrosoina dia miteny gasy ranoray. Ny mpampandroso, avara-pi anefa miteny vahiny. ...
tohiny
novalian'i kroodlood ny 05/03/2004 14:21
rlcj
(
12/12/2003 09:11)
???mba hanadinoana
Inona kay ny atao mba anadinohana olona tena tianao be nefa efa tsy miaraka intsony?...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/01/2004 11:28
zizou
(
11/12/2003 19:49)
Ambondrona sa Scorpions
Fakafakao sy tsikerao io lohahevitra io ho an' izay tena azo atao hoe "meloman". Za mahita hoe tsy azo ovaina ny feon' i KIX fa ny instrumental Ambondrona tsy misy ifandraisany am Scorpions mihintsy...
tohiny
novalian'i fiaritiana ny 04/11/2005 00:55
hery
(
11/12/2003 19:46)
Mba ho iray
Sady misalasala aho isaky ny hanoratra resaka momba ny firaisam-pinoana satria vavaka nataon'i Jesoa mihitsy ny hoe "Mba ho iray ihany izy rehetra". Misy anefa ny mpino sasany, izay tsy omena tsiny, m...
tohiny
novalian'i besoiiin ny 23/01/2004 19:32
tonah
(
11/12/2003 18:10)
Conjugaisons
Tohizo ihany ah!
Nous boirond
vous madrier
ils planches
...
tohiny
novalian'i booboo ny 02/07/2004 10:54
tonah
(
11/12/2003 17:40)
fiainana maloto.
Ankehitriny dia hitako fa tena tsy mierika izany fivavahana izany intsny ny olona. Raha mandeha eny andalana ianao dia teny ratsy no henonao etsy sy eroa. Ny baiboly anefa milaza ao @ Joba 36 : 18 hoe...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/02/2004 19:50
xxx
(
11/12/2003 16:47)
inn moa no tanjona eto e
lazaiko aminareo lehilahy sy vehivavy eto @ sera² fa impossible ny amitié eto, fa tsy maintsy miafara any @ amour foana. Ataon'ny ol 2 ahoana no hinamana nefa izireo tsy mifankalala akory, tsy hifam...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/01/2004 11:33
djiulambout
(
11/12/2003 13:38)
FIDIRANA HO MPIKAMBANA " NAMANA "
MIARAHABA NY REHETRA
HITAKO OE TONGA NY FOTOANA IDIRANA @ LALINA E
- Ny fanontaniana apetraka amin ny namana ato @ site namana.serasera.org izay te hiditra ho mpikambana namana
1- solonarana ...
tohiny
novalian'i oully ny 20/04/2004 09:39
xxx
(
11/12/2003 12:23)
urgent!!!
tsy haiko alo zay nanasiana azy ty! fa aleo angaba ato!
Naika anontaniko d zao:inn kay tokony ataoko ra zao:za zany tsy diso fa nanaiky ho diso! d za no nangataka famelana saingy injisy fa tsy nora...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/01/2004 11:33
hery
(
11/12/2003 09:11)
Hetsika 28/12/2003
Vokatry ny fivorian'ny birao tamin'ny alarobia 10/12/2003 farany teo
Tapaka izany fa
- Hisy koranan'ny namana ao Antananarivo ny alahady 28 desambra 2003 amin'ny 1 ora
- Ny toerana dia ao amin...
tohiny
novalian'i kitjo ny 04/07/2004 09:11
2689
(
11/12/2003 09:07)
www.fuckmicrosoft.com
Mandefa hatsikana mamely ny Windows sy Microsoft :
Atomboko :
Niresaka hono ireto solosaina roa miasa ao anaty tambazotra Unix :
Fantatr'ialahy ve lehitia fa raha vakiana miverina (avy any aorian...
tohiny
novalian'i 2689 ny 09/03/2004 17:01
xxx
(
10/12/2003 20:05)
fifankatiavana voalohany
Salut daholo an!!!
Tena mba revin' lisany ve lty raha ohatra ka misy joba tena reven' lisany de pezy ka am le fotoana naha-pezin' lisany azy tonga de manao. Amiko aloha ohatran tonga de joba bordel...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/02/2004 10:55
hoditrakondro
(
10/12/2003 19:41)
PROSTATY
O ry lereto a! tena mba manontany sérieux aho ho an'izay mahalala.
Ny filelena matetika ve no mahatonga ny aretin'ny prostaty refa mahazo taona sa vokatry ny inona? ary sao misy mahalala ny vaha-ola...
tohiny
novalian'i diavolana ny 31/08/2004 07:46
xxx
(
10/12/2003 16:59)
Inona no tena ao am-pony ao?
Nitia aho saingy zao tsy fantatro tsra hoe ahoana ny tena ao am-pony.tia ve izy sa tsy tia? ndraindray nefa, sarotra ny mandaiga ka hiteny hoe tsy hita hoe tia izy.nefa zao aho tsy mino instony.
ma...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/01/2004 20:35
mozart
(
10/12/2003 16:58)
ilaina ve ny misolosolo....?
ilaina ve ny mipeka jôba samihafa?satria toa ohatran'leo za raha sipa 1 foana ao anatin'ny x .toy ny laoka ve:lundi ......dimanche de ho hena foana fa ny fahandro fotsiny no miova(ritra,rony,....)...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/02/2004 10:18
