Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tequila, milahatra araka ny daty
tequila ( 26/02/2009 13:47)
Mila anao ny aho
Ry Malagasy mpiray tanindrazana, Mila vonjy ny firenentsika ary izao no fotoana fa tsy afaka hihemotra intsony satria aina no vonjena, aina no tsinjovina, ny ain'ny mpiray tanindrazana sy ny zanaka... tohiny
novalian'i Noue ny 26/02/2009 14:29
tequila ( 26/02/2009 13:43)
Mila anao
Ry Malagasy mpiray tanindrazana, Mila vonjy ny firenentsika ary izao no fotoana fa tsy afaka hihemotra intsony satria aina no vonjena, aina no tsinjovina, ny ain'ny mpiray tanindrazana sy ny zanaka... tohiny
novalian'i sitlo ny 27/02/2009 00:04
tequila ( 15/10/2004 17:20)
Je suis seule
Maninona moa ny olona no tsy maintsy mieritreritra hoe satria aho irery dia izaho izay no misy tsy mety? mety hoe mila irery aho mandritra ny fotoana kely satria vao avy voa mafy .Sady tsy hitarainako... tohiny
novalian'i mims ny 23/12/2004 14:19
tequila ( 27/08/2004 05:24)
Matahotra ny hitia ve ny lehilahy e?
sa tsy te ho tiavina , sa kery say sa ...... tohiny
novalian'i fijo ny 31/08/2004 20:16
tequila ( 13/04/2004 12:19)
maditra
Inn no ataonareo hoe sipa maditra e?... tohiny
novalian'i mimich ny 19/07/2004 07:22
tequila ( 09/04/2004 06:56)
Sarotra ny mitady vady
Namaky ny resaka 30 ans sns reny ah sy ny hoe miteraka tsy manam-bady dia , ka raha tsy mahita mihitsy aza ve dia ahoana . ... tohiny
novalian'i ramaso ny 16/07/2004 19:25
tequila ( 28/02/2004 17:54)
lehilahy mampifila
Mampalahelo mihitsy ny namana sasany voan'itony karazan-dehilahy itony , fa maninona aza rehefa tiana dia manao an'izany e ?... tohiny
novalian'i pitchou ny 23/04/2004 15:02
tequila ( 13/12/2003 09:37)
volanareo
Hoe sipa materialy , nefa nareo koa ange rehefa mikaoty dia zay no asehonareo tsinona koa . Zahay ve haka ve dia haka ny ratsy , safidy daholo zany , na maka zavatra any amy score aza enao , zay tsy k... tohiny
novalian'i fijo ny 13/01/2004 10:00
tequila ( 10/12/2003 13:15)
premier pas
Misy olona tena mahafinaritra ahy izay fa tsy hitako izay atao , sarotra ny manatona azy . Nefa tsapako isan'andro fa miha tena tia azy aho .... tohiny
novalian'i fijo ny 09/01/2004 20:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0156