Mila anao ny aho

1. tequila ( 26/02/2009 13:47)
Ry Malagasy mpiray tanindrazana,

Mila vonjy ny firenentsika ary izao no fotoana fa tsy afaka hihemotra intsony satria aina no vonjena, aina no tsinjovina, ny ain'ny mpiray tanindrazana sy ny zanaka fara-mandimby.

Misaotra mialoha amin'ny fandraisanao anjara mavitrika.

Le non que la non-violence oppose à la violence est un non de résistance.
La non-violence est certes abstention, mais cette abstention exige elle-même l'action.
Jean-Marie Muller

http://www.PetitionOnline.com/MIJORO/petition.html

Faites passer pour prendre part à la reconstruction de Madagascar

pour que nous ne vivions plus sept ans de malheur!!

Merci :-*
novalian'i Noue ny 26/02/2009 14:29
2. xxx ( 26/02/2009 14:03)
Mazotoa izay resy lahatra fa izaho aloha tsy namanareo @ io
3. Noue ( 26/02/2009 14:29)
asaivo heritreretin'i tgvendrana tsara aloha ny zavatra nataony eee !!! il n'y a pas de fumée sans feu !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8179