maditra

1. tequila ( 13/04/2004 12:19)
Inn no ataonareo hoe sipa maditra e?
novalian'i mimich ny 19/07/2004 07:22
2. sejianis ( 13/04/2004 14:39)
arakaraky ny tsi11 io, hoe hatraiza @ tsi11 ny fetran'ny fahendrena.
Raha ho ahy dia : ny sipa mandrongony,misotro toaka, mpandany vola, rehefa hoe manakatra ny revy natokananahoan'ny lehilahy e!
satria ny lhl tsy hanao ny revin'ny sipa mihitsy @ ankapobeny (oh: mandany vola @ maquillage, vernis, na mifosafosa izay tena toetra tandra vadin-koditry ny sipa!)
3. pitchou ( 13/04/2004 16:29)
ary tena ianao izany no tena maditra ko! aiza ko no misy an'izany hoe mandrongony misotro toaka ka tsy maditra? @zay mandany vola @ tsisy antony!
4. ramoul ( 13/04/2004 20:37)
tsy voatery mandrongony na mandany vola na misotro taoka ihany ange no maditra fa eo koa ilay pitsopitson-javatra izay tsy fahita raha tsy amin'ny alina é!
5. fijo ( 13/04/2004 22:25)
amiko ny maditra dia izay mitady mihoatra ny ananany
6. ikaretsaka ( 13/04/2004 22:42)
zay mihintsy sy izay mitifitra ny tsy zakany
7. tequila ( 14/04/2004 11:18)
Ka ahoana moa no enao no afaka mametra hoe ito zakany sa tsy zakany , fa tsy izy tenany ve no mahafantatra an'izany? tsy azoko loatra .
8. fijo ( 14/04/2004 21:09)
tequila>ohatra,ariary folo ny any am paosy nefa mitetika zavatra ariary zato dia efa ditra izay.satria hiafara amin'ny zavatra ratsy ilay fitsiriritana
9. ikaretsaka ( 15/04/2004 00:21)
dia itaro eo dia mamorona examples bedebe
10. tequila ( 15/04/2004 10:17)
lay mitsiriritra zany no ditra raha azoko tsara ? Ka raha zakan'ny any ampaosy zany nge dia tsy ditra e! Toa tsy mifandray mihitsy zany resaktsika zany fa mampime
11. fijo ( 15/04/2004 21:34)
izay indrindra
12. ikaretsaka ( 16/04/2004 00:05)
raha mbola tatinao dia tsy ditra fa revy
13. tequila ( 16/04/2004 06:23)
Dia nefa hoe maditra ny sipa be revy , nareo zany nge ka contradictoire e
14. pitchou ( 16/04/2004 10:16)
tequila ko v gaga @zany e!
15. ravatorano ( 16/04/2004 11:08)
ny jo tsy maditra fa ny reviny no bobaka
16. yonikafopl ( 16/04/2004 12:05)
Tsy misy ny ditra fa revy daholo ka aleo raha mbola mahatanty tsy hiala
17. colpain ( 16/04/2004 13:30)
hendry= mahay manafina ny adalany
18. fijo ( 16/04/2004 22:59)
ohatra,raha misotro beks iray tavoahangy ianao ka tsy maninona dia nirevy izay,fa raha nisotro iray vera dia efa tsy ao intsony nefa mbola misisika hisotro ihany dia efa lasa ditra ilay izy eo.
19. hendry ( 17/04/2004 12:27)
Manao ny zavatra tsy mifanaraka @ taonany, ohatra sipakely 12 taona mamonjy boite, bandikely 12 taona mifoka sigara sy mihanin-kazo. Ka na misotro labiera iray tavoahangy aza ary tsy mamo nefa 12 taona dia maditra.
20. pitchou ( 17/04/2004 14:18)
d ahoana no ahafantarany hoe sahaza ny taonany ilay izy moa?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1449