maditra
23. sejianis
(
18/04/2004 15:32)
pichou< azera aty @ olona angalana hv indray ve ny resaka e?hi,hi,hi
25. jhouhlambout
(
19/04/2004 15:32)
Ny atao hoe sipa maditra amiko dia ireny sipa tsy mandinika ny conséquences ny zavatra ataony alohan'ny anaovany azy!
Fa raha mahay manafina ny hadalany izy dia tsy maditra izany!!!
Fa raha mahay manafina ny hadalany izy dia tsy maditra izany!!!
26. angie
(
19/04/2004 16:59)
Loza zany hevitra izany io no atao hoe saka manafinkoho. Ny manafina ange mitovy @ mandainga ihany e zany hoe tsy lazaina ny mrina fa hafenina. Ben
32. nananie
(
21/04/2004 10:21)
Efa tsy mahagaga aky ry Pitchou a! Soa ihany fa bandy no niteny tetsy ambony hoe ny sipa tsy maditra fa be revy.
33. jhouhlambout
(
21/04/2004 19:32)
pitchou> Raha bandy tsy mahay manafina ny hadalany dia maditra izany!!!
Aza hadino: Ny fahendrena dia ny fahaizana manafina ny hadalana
Aza hadino: Ny fahendrena dia ny fahaizana manafina ny hadalana
36. vahona
(
22/04/2004 06:00)
dia ho betsaka ny mpanafina @ ity resak ity satria hoe iny no hendry ko!!!!
hendry zany mpanafina!!!!
hendry zany mpanafina!!!!
37. vahona
(
22/04/2004 06:02)
dia ho betsaka ny mpanafina @ ity resak ity satria hoe iny no hendry ko!!!!
hendry zany mpanafina!!!!
hendry zany mpanafina!!!!
38. vahona
(
22/04/2004 06:03)
dia ho betsaka ny mpanafina @ ity resak ity satria hoe iny no hendry ko!!!!
hendry zany mpanafina!!!!
hendry zany mpanafina!!!!
39. pitchou
(
22/04/2004 10:58)
jhoul> ovaintsika kely fotsiny: ny sipa tsy mahay manafina ny hadalana ataony @zay miaraka aminy no atao hoe maditra!
ary tsy maintsy ataon'ilay sipa fanahiniana ny manafina azy fa raha tsy izany d atao hoe fiainana!
raha ataon'ilay sipa fanahiniana kosa ny hampisehoana ilay hadalana d atao hoe revy!
nefa kosa raha ataony fanahiniana ilay ahadalana ary ataony fanahiniana mihitsy ny ahitan'ilay bandy azy d izay no atao hoe fahendrena!

40. fijo
(
22/04/2004 21:34)
ka rehefa haseony ka mbola te hijanona ny bandy tsy koi ka,revy izany e