maditra

61. fijo ( 28/04/2004 20:59)
ity ny ohatra akaiky indrindra.
amin'ny fiaraha monina an,izay mpangalatra tratra dia volera,
fa izay tsy tratra an mpanao afera.
iza no hedry amin'ireo?
62. ikaretsaka ( 28/04/2004 23:12)
izay mihitsy...
63. jhouhlambout ( 29/04/2004 06:12)
ilay nahazo vola be ary afaka nanararaotra hihihi
64. fijo ( 29/04/2004 21:17)
izay mantsy.mitovy ny natao fa ny iray nahay nanafina sy mody nipetrapetraka dia izy izany no hendry.
65. nananie ( 30/04/2004 09:29)
Fa refa tonga ny fitsaran'Andriamanitra de samy tsy avotra e!
66. pitchou ( 02/05/2004 17:14)
d aza manome tsiny izay mamitaka anareo any ambadika any ary e! @zay tsy mitsara azy
67. jhouhlambout ( 02/05/2004 19:56)
Io anie ny conscience no mamaritra azy e!
68. ikaretsaka ( 02/05/2004 21:05)
izay mihitsy.. amin'ny zavatra rehetra i9o fa tsy resaka zipa ihany.
69. pitchou ( 03/05/2004 10:59)
ka raha ny conscience fotsiny ange tsy maninona e! fa ny an'ny sasany mipaka hatraty @ hafa ko!
70. tequila ( 03/05/2004 17:19)
Ka inn no itenitenenana hoe sipa maditra ity na itsy rehefa izany fa tsy avela manao ny fiainany ny olona? tss
71. ikaretsaka ( 03/05/2004 17:57)
rehefa tsy tsatsa dia tsy maninona.. iznay ny lalanan'ny fiainana.. refa tsats ahoe maditsa dia zay vo mahazo sazy
72. fijo ( 03/05/2004 21:37)
izay no marina.tratra ianao dia avy amin'izay ny fitsarana rehetra,fa raha tsy tratra dia soamo donia e.
73. pitchou ( 04/05/2004 16:07)
d rehefa tratra i fijo sy karetsaka d ahoana? satria maditra izany?
74. ikaretsaka ( 04/05/2004 20:01)
ohatran'ny baolina sy ny rehetra io e.. tsy tratra ianao raha tsy hitan'ny arvitre.. zay vao mandeha ny fautes rehefa tratra fa rehefa mahay manafina ny famelezana na mamely in 100 aza tsy tratra
75. fijo ( 04/05/2004 21:54)
lalana mpiainana anie io e.isika no misadapta.
76. mumu ( 05/05/2004 08:10)
ka iza aza no mbola tsy naditra aminareo reo???
77. imailaka ( 05/05/2004 09:14)
mumu : mitady namana indray an
fa zao vadiko ndray ny fanontanian i tequila io e :
misy ny sipa sy bandy efa tonga ao @ tokantrano vao maditra ( mihodina; mirevy ; manandrana izao sy izao )
fanontaniana : mety oe ilaina ve ny manao an ilay oe ditra alohan ny hirosoana eo @ fanambadiana sa tsy ilaina ? ( amin ireo valam-pamaritana maromarto rehetra voalaza eo ambony satria isika efa tsy any @ fahagola tany intsony sy oe zanaky ny ntaolo fa efa ao anatin ny fanatontoloana sy ny fivoarana izay efa mihazkazaka amin izao fotoana izao!!!! kanefa ny sigara, ny toaka, ny hanika hazo sy ny vokatra azo avy aminy rehetra, sy ny fahalalahana maro eo @ resa-pananahana-liberté sexuel, sy ny sisa tsy voatanisa dia efa nisy hatrany @ fahagola )
satria manko misy ny hoe : "raha tsy mahita sy manadrana ary miaina ilay izy vao afaka miteny oe ity mety sy oe ity tsy mety ( fa tsy oe ity ratsy de ity tsara..........)

mahereza doliny
78. fijo ( 06/05/2004 00:16)
za hendry be ka.
79. pitchou ( 07/05/2004 15:47)
karetsaka> iza aloha ny arbitre? mba atoroy anay sao tratrany eo zahay!
za tsy mbola naditra
80. ikaretsaka ( 07/05/2004 17:58)
tsy ankiteniteny iny fa rehefa tratra ianoa vao tonga saina ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084