maditra

101. ari.malala ( 09/06/2004 11:49)
na ny mifoka sigara d mankany @ olona na ilay misotro toaka d tsy mahatanty d mila ady na ilay mandoa koa d mandoto ny manodidina ê!
102. pitchou ( 09/06/2004 15:44)
na ilay mahandro sakafo d mandoro ny volonoron'ny manodidina! sa tsy izany fijo?
103. yonikafopl ( 09/06/2004 23:34)
pitchou hi hi hi hi hi
104. ari.malala ( 10/06/2004 06:40)
d tsy hahandro hanina intsony izany i pitchou satria maditra izany? hafa kely! hatavy ihany ny tompona resto raha izany ko!
105. jhouhlambout ( 10/06/2004 10:58)
hihihihihihhhh.............
106. pitchou ( 10/06/2004 17:20)
ka zaho rehefa manhandro d idiko tsara daholo hatr@ varavarankely fitaratra ko! na izaho aza indraindray tsy maheno hoe efa kila forehitra ny sakafo raha any @ couloir!
107. fijo ( 10/06/2004 23:23)
sady raha vao henonay ny fofon'ny kaly dia avy izahay e.
108. mimich ( 11/06/2004 07:56)
pitchou>tandremo zany, sao dia kila forehitra miaraka @ mpahandro! manjary tsy misy intsony ny maditra ato @ forum
109. mimich ( 11/06/2004 07:58)
pitchou>fanitsiana, tsy hoe "maditra" fa "mpananatra ny maditra", tsy ianao akory no maditra fa miala tsiny e!
110. pitchou ( 11/06/2004 16:07)
zaho hendry be ko! i fijo io maditra io, ny kalinay ve tadiaviny alaina!
111. mimich ( 12/06/2004 09:43)
fijo> bedy fa mangalatra kalin'olona!!!!, sao tsy ho zaka eo intsony ty kibo e! zay vao miantso vonjy aty @ namana
112. fijo ( 15/06/2004 22:36)
ka ny probleman'ny kibo anie hafa iny fa ny ahy raha vao kaly dia tsy mahatana ny tenda e.
113. pitchou ( 17/06/2004 08:42)
hihihihihi! ary raha asiana cahche nez aza ny tenda v d mbola hahita ihany?
114. mimich ( 17/06/2004 11:33)
ho an'i fijo izany dia tsy mandaitra ny tein'i hery hoe "tsiky dia ampy" fa ny azy miova hoe "kaly vao ampy!
115. fijo ( 17/06/2004 20:29)
ka ilay tsiky anie natao hambaboana ny fon'olona hanome ilay kaly e.
116. pitchou ( 18/06/2004 07:43)
rehefa manafay an'i fijo fa maditra i fijo d tsy omena kaly! ary tsy mahazo milalao kanety be!
117. mimich ( 29/06/2004 10:58)
kanety be no atao kalin'i fijo ka! @ izay azony daholo izay tiany.
118. fijo ( 29/06/2004 22:12)
aza manadala an'i fijo wa fa tsy hay anie izay fijo avoakany eo e.hein
119. mimich ( 30/06/2004 07:19)
karakory tsara????????
120. fijo ( 30/06/2004 22:29)
ka izay e.fijo anie be fijo e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0866