maditra
1. tequila
(
13/04/2004 12:19)
Inn no ataonareo hoe sipa maditra e?
répondu par mimich le 19/07/2004 07:22
2. sejianis
(
13/04/2004 14:39)
arakaraky ny tsi11 io, hoe hatraiza @ tsi11 ny fetran'ny fahendrena.
Raha ho ahy dia : ny sipa mandrongony,misotro toaka, mpandany vola, rehefa hoe manakatra ny revy natokananahoan'ny lehilahy e!
satria ny lhl tsy hanao ny revin'ny sipa mihitsy @ ankapobeny (oh: mandany vola @ maquillage, vernis, na mifosafosa izay tena toetra tandra vadin-koditry ny sipa!)
Raha ho ahy dia : ny sipa mandrongony,misotro toaka, mpandany vola, rehefa hoe manakatra ny revy natokananahoan'ny lehilahy e!
satria ny lhl tsy hanao ny revin'ny sipa mihitsy @ ankapobeny (oh: mandany vola @ maquillage, vernis, na mifosafosa izay tena toetra tandra vadin-koditry ny sipa!)
3. pitchou
(
13/04/2004 16:29)
ary tena ianao izany no tena maditra ko! aiza ko no misy an'izany hoe mandrongony misotro toaka ka tsy maditra? @zay mandany vola @ tsisy antony!
4. ramoul
(
13/04/2004 20:37)
tsy voatery mandrongony na mandany vola na misotro taoka ihany ange no maditra fa eo koa ilay pitsopitson-javatra izay tsy fahita raha tsy amin'ny alina é!
7. tequila
(
14/04/2004 11:18)
Ka ahoana moa no enao no afaka mametra hoe ito zakany sa tsy zakany , fa tsy izy tenany ve no mahafantatra an'izany? tsy azoko loatra .
8. fijo
(
14/04/2004 21:09)
tequila>ohatra,ariary folo ny any am paosy nefa mitetika zavatra ariary zato dia efa ditra izay.satria hiafara amin'ny zavatra ratsy ilay fitsiriritana
10. tequila
(
15/04/2004 10:17)
lay mitsiriritra zany no ditra raha azoko tsara ? Ka raha zakan'ny any ampaosy zany nge dia tsy ditra e! Toa tsy mifandray mihitsy zany resaktsika zany fa mampime
13. tequila
(
16/04/2004 06:23)
Dia nefa hoe maditra ny sipa be revy , nareo zany nge ka contradictoire e
16. yonikafopl
(
16/04/2004 12:05)
Tsy misy ny ditra fa revy daholo ka aleo raha mbola mahatanty tsy hiala
18. fijo
(
16/04/2004 22:59)
ohatra,raha misotro beks iray tavoahangy ianao ka tsy maninona dia nirevy izay,fa raha nisotro iray vera dia efa tsy ao intsony nefa mbola misisika hisotro ihany dia efa lasa ditra ilay izy eo.
19. hendry
(
17/04/2004 12:27)
Manao ny zavatra tsy mifanaraka @ taonany, ohatra sipakely 12 taona mamonjy boite, bandikely 12 taona mifoka sigara sy mihanin-kazo. Ka na misotro labiera iray tavoahangy aza ary tsy mamo nefa 12 taona dia maditra.