maditra

121. ikaretsaka ( 01/07/2004 03:57)
avoahay ny fijon'ialahy hono e
122. fijo ( 01/07/2004 21:46)
fijo fijoko io ka.aleo tsy zaraina.
123. mimich ( 02/07/2004 10:44)
tsara rehefa hendry ka!
124. fijo ( 05/07/2004 22:54)
taiza koa moa za no mba naditra e.tsss
125. mcfy ( 07/07/2004 22:32)
fijo> t@'là le mbola tsy hendry! lol
126. fijo ( 07/07/2004 23:49)
marina tanteraka.misaotra e
127. pitchou ( 09/07/2004 18:16)
hihihi! ho very fijo eo enao fijo @farany fa ataovy ihany!
128. mimich ( 13/07/2004 10:42)
lany fijo mihitsy izy io dia hanangona kely aty an-tanana indray.
129. ikaretsaka ( 14/07/2004 04:49)
ny hiverenany no tandremo aza sao tsy mahataty.. indrindra i mimichsy pitchou io..
130. mimich ( 16/07/2004 11:46)
ko izy aza aty aminay no manangona ko, izahay izany efa manatombo aloha
131. ari.malala ( 16/07/2004 14:04)
manatombo in alo? ditra v sa in?
132. mcfy ( 16/07/2004 16:06)
ari> zay mety mitombo rehetra e! hihihi
133. mimich ( 19/07/2004 07:22)
iny ndry no tsitako! @ 31/07 mahita azy ry ari raha tonga any ndry a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0087