maditra
82. ikaretsaka
(
09/05/2004 01:30)
ka ianoa angaha rehefa ammelydia hijery arbitre aloha vao mamely? fa mamely aloha vao manoa azafady
84. fijo
(
10/05/2004 22:04)
ao anatin'ny lalao daholo izany.tsy misy lalao tsy misy herisetra kely izany fa dia izay no hilana ny arbitre e.
85. pitchou
(
11/05/2004 17:06)
fomba tsy d azoazoko loatra izany mamely ambadika izany! fahalemena sy fiatsarambelatsihy izany! d izay rahateo izany ny toetranareo ko
88. xxx
(
16/05/2004 17:21)
Aleonao ve izany hita be eo ny famelezana ?
Miresaka ny tamy andro taloha nareo , taloha nge ny gasy ka tsy tokam-po zany e na dia manambady iray aza , fanjanahana ny nahatonga ny resaka "ditra" raha izany . Satria tsy hita ho ditra mihitsy ny fihodinana , na ny lahy na ny vavy fa mamakia nge nareo tantara e. Ka zao dia lasa vokatry ny fanjanahana koa zany ny fiatsarambelatsihy amin'io .

89. fijo
(
17/05/2004 23:17)
marina io voalazan'i XXX io.
pitchou>ka efa hoe rehefa manao baolina dia misy iomamaely kely ambadika io.rehefa tsy hita dia bien

90. pitchou
(
20/05/2004 05:40)
XXXXX> raha ny fiainana taloha no tianao tazonina ko maninona enao no nandeha an-tsekoly, mikiraro, manao kilaoty?
92. pitchou
(
22/05/2004 21:07)
ka izy manao resak'xxxxxxxx ka! mbola te-hiaina @ andro taloha izy ko maninona no manao tapany?
93. fijo
(
25/05/2004 23:56)
ianao wa tena tsss,mba misy tsara taloha no tiany haverina dia raisinao hafa ilay resaka.
94. mimich
(
02/06/2004 11:14)
Izao ry zareo a!
Tsy azo omena famaritana tokana ny atao hoe"maditra", fa miankina @ vanim-potoana iainana , toerana misy , , sokajy (taona, L sa V, toerana , misy anao eo amin'ny fiaraha-monina , sns) io .Ny noheverina ho ditra t@ andron'ny ntaolo (oh: mifampitosy eny an-dalana) mety tsy ho ditra intsony ankehitriny. ary ny heverin'ny ankehitriny ho ditra (fananana vady maro ) tsy azo lazaina ho ditra tany aloha , na @ faritra sasany satria tsy mitovy ilay vanim-potoana iainana sy ny toerana.
Noho izany farito ny vanim-pitoana sy ny toerana ary ny sokajy vao manome ny famaritana ny atao hoe maditra ianareo. ohatra : raha @ izao vanim-potoana izao, inona no atao hoe sipa maditra ho an'ny fiaraha-monina gasy ( satria mbola hafa koa io raha sipa vazaha satria samy manana ny fomba fiainany sy ny zavatra zakany ny fiaraha-monina tsi-1-1, eny fa na samy eto m/kara aza, mbola mùety hisy fahasamihafany)
Na izany aza anefa dia misy kosa ny tsy azo lavina ary eken'ny besinimaro ho ditra hatramin'izay ka hatr@ izao, ary na aiza na aiza alehanao oh: fifohana rongony dia azo lazaina ary eken'ny olona hatr@ izay ho ditra , na aiza , na aiza, na lahy, na vavy , na kely na lehibe. sa ahoana?

96. ari.malala
(
02/06/2004 13:24)
ilay atao hoe ditra aloha raha amiko dia izay manohintohina ny fiaraha monina.
99. pitchou
(
04/06/2004 17:57)
ie! raha tsy mbola mahakasika ny hafa ny atao fa ny tena ihany d tsy ditra izany! fa raha vantany vao mihatra @ hafa (ohatra mifoka sigara satria mankany @ hafa ny setroka fa tsy voafehinao eo aminao irery) d ditra avokoa