premier pas

1. tequila ( 10/12/2003 13:15)
Misy olona tena mahafinaritra ahy izay fa tsy hitako izay atao , sarotra ny manatona azy . Nefa tsapako isan'andro fa miha tena tia azy aho .
novalian'i fijo ny 09/01/2004 20:36
2. rinakely1 ( 10/12/2003 14:24)
tsotra b zany e! Raha tena tsapanao fa tena tia azy isan'andro enao, tonga manantona azy ary lazao azy ny ao am-ponao rehetra fa aza mampijaly tena @ fitiavana izany e!
Tsy mahafaty angambany ny Je t'aime indrindra refa sincère enao vis à vis an'lé oln.
Zay fa bonne chance!
3. isrine ( 10/12/2003 16:58)
Salut!
Ataovy ohatran'io lazain'i Rinakely io. Ka enao kay vehivavy sa lehilahy?
4. xxx ( 10/12/2003 17:14)
Mora lazaina ko ange zany fa sarotra tanterahina e ! Mba tokony lanjalanjana ko ange le izy e !

Fa marina klo oe "qd on aime vraiment, on n'a pa peur d'etre ridicule" e !
5. fijo ( 11/12/2003 16:28)
tequila paf,izay ilay fiteny azy.dia avy dia pafeo ré.
6. xxx ( 11/12/2003 10:54)
Tsy olana zany tequila a. Zaho vehivavy ary efa nanao 1er pas fa tsy maninona. Tokony ho fantatrao mialoha fotsiny hoe mety ho tia anao ve izy. Sao raha efa hita taratra fa tsy hirona amin zany izy vao maika marary fo eo enao.
7. xxx ( 11/12/2003 10:57)
Saro-kenatra anga enao ry téquilla sa ahonn! sipa alo sa kofa!?
tahaka lazain'i rinakely1! tonga re d anatony!d lazao azy daol zay ao amponao!hitanao eo zay valiny aveo!
fa ataovy sincère indrindra!
"quand on aime,on est prêt à tout"!
8. xxx ( 11/12/2003 11:06)
Tsy olana zany tequila a. Zaho vehivavy ary efa nanao 1er pas fa tsy maninona. Tokony ho fantatrao mialoha fotsiny hoe mety ho tia anao ve izy. Sao raha efa hita taratra fa tsy hirona amin zany izy vao maika marary fo eo enao.
9. xxx ( 11/12/2003 14:03)
amiko aloha dia tiako ny sipa manao premier pas. Maintenat, on lutte pour l'égalité des sexes. Tsy blème mihitsy ny sipa mikoty bandy. 'zaho aza mampirisika ny sipa haneo ny heviny. Tsy tokony ho menantra @ izany. J'ai déjà vecu ça et je me sens bien!!!!
10. tequila ( 11/12/2003 14:06)
je suis une fille !
11. tequila ( 11/12/2003 14:57)
Ka rehefa miresaka aminy aho dia tena andrasany mihitsy hoe hamboraka tanteraka , nefa zah mba miandry koa hoe izy no hiteny ko
12. fijo ( 11/12/2003 19:49)
tereo an kolaka e.
13. rlcj ( 12/12/2003 20:58)
Raha tena tsapanao fa tianao tokoa ilay olona dia aza misalasala intsony fa tsory @ ny ao am-ponao fa na dia izany aza asivo strategie sy tact kely ihany fa aza tonga de atao maina be fa tonga dia mety hikorotana be @ zany ny lohany.Dia aza mangataka andro koa fa soa lasan'ny olo-kafa eo ndray ny teorana.Zay fa bonne chance ry Tequilla a
14. rinakely1 ( 12/12/2003 11:01)
ho an'le xxxx ambaniko io: mora tenenina, sarotra tanterahina hoy enao? Nefa raha manana volonté enao tsy misy olana mitsy izany.
15. rinakely1 ( 12/12/2003 11:03)
ho an'i xxxx eo ambonin'i tequilla:
marina mitsy izany teninao izany, aleho mba hisy égalité des sexes @zay e!
16. tequila ( 12/12/2003 13:22)
Ka eo amilay hoe stratégie amizay ary e!?
17. rinakely1 ( 12/12/2003 17:16)
manaova mety2, d hanatony izy @ lé moment hitanao fa mety, d miresaha mazava, aza mikoropaka fa prend tt ton tps, d hazavao azy ny cas misy d zay!
18. isrine ( 12/12/2003 18:38)
Ny lehilahy mitsy ry reto no tena manta vava a. Ary miseho ho be fanontaniana nefa tsy mamaly rehefa mba ametrahana fanontaniana. Ny sasany mou rehefa mba atao we, hiresaka mivantana de miala-pa.
19. tequila ( 13/12/2003 20:00)
ka zay nge e ! Fa mampime hoe zah ve hiteny hoe zao no izy re a , tiako enao . Tsy mampatahotra ah ny miteny an'izany raha toa ka mba efa hoe miaraka zahay , fa comme ça là euh ...
20. isrine ( 14/12/2003 17:31)
De voa- takla elà ry tequila!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1911