premier pas
22. fijo
(
16/12/2003 10:26)
izao anaovana azy e.mody lazao hoe misy olona toa izao.dia ahoana ny hevitrao.rehefa mamaly izy dia lazao hoe,ka izao anie.izaho ilay olona,ary ianao ilay iray.ka ahoana,mety izany sa ahoana.
à 90% io mety,satria sarotra amin'ilay olona ny hoe nanao oui tamin'ianao nitantara,nefa avy eo hanao non indray.anandramo dia lazao anay eto.
à 90% io mety,satria sarotra amin'ilay olona ny hoe nanao oui tamin'ianao nitantara,nefa avy eo hanao non indray.anandramo dia lazao anay eto.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 16/12/2003 10:26
24. tequila
(
16/12/2003 12:37)
misaotra e , fa navelako handeh hoazy teo dia androany izy niteny tamiko hoe tiany aho , d faly be ah zao :-)
25. isrine
(
16/12/2003 19:08)
De vao androany ve izy zany no niteny we tia anao, sao de mba olona eto ihany izy ka rehefa nahita ny resaka nandeha de niova hevitra.
De miara-paly aminao zany ny namana e! lol!
De miara-paly aminao zany ny namana e! lol!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 17/12/2003 07:08
26. fijo
(
17/12/2003 11:27)
dia revy be izany izao anio alina,sa..
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 17/12/2003 11:27
27. eli
(
17/12/2003 20:52)
j'espère que ça va durer!je vous souhaite bcp de bonheur ee!!!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/eli ny 17/12/2003 20:52
29. tequila
(
17/12/2003 11:45)
Mampime koa le fijo ity , ka raha efa samy niandry hatrizay ve zahay dia hoe mbola ho hasiana 15 andro ndray zao?
Eli : merci!!!
Misaotra anareo rehetra e
Eli : merci!!!
Misaotra anareo rehetra e
30. fijo
(
18/12/2003 20:05)
hitan'i rinakely fa ny ahy no marina.ianao ho aho tena tsy mahalala ilay zavatra.
de inona no nosotroina,tequila,sa bex?
de inona no nosotroina,tequila,sa bex?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 18/12/2003 08:05
31. isrine
(
18/12/2003 18:16)
izy 2 anagaha no nisotro sa ny 1 ihany?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 19/12/2003 06:16
32. fijo
(
19/12/2003 20:43)
izy roa ko.fety be anie izay hoe efa ela nifampiandry izany,dia raikitra e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 19/12/2003 08:43
34. isrine
(
20/12/2003 12:17)
Toa ohatry ny tsy raikitra hono kou!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 21/12/2003 00:17
35. fijo
(
23/12/2003 12:07)
nipetaka mihintsy ka.sa tsy izany ry tequila?ih,ih,ih
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 23/12/2003 12:07
36. xxx
(
08/01/2004 15:49)
alovy namana alo aryampiresaho fa rehefa tafa detadidio zay e! manaova fihetsika hisintonana azy na de mpinamana aza raha oh ka miteny izy hoe tsy tiako koa ry ataon'ny anona iry de ny mifanohitra izay no ataondry fa efa teo ny sipa no niala e! hmmm
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 09/01/2004 03:49
37. fijo
(
09/01/2004 20:36)
toro hevitra koa io e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 09/01/2004 08:36