Matahotra ny hitia ve ny lehilahy e?

1. tequila ( 27/08/2004 05:24)
sa tsy te ho tiavina , sa kery say sa ...
novalian'i fijo ny 31/08/2004 20:16
2. ikaretsaka ( 27/08/2004 05:28)
hazavao heo fa tsy azoko ny tianao lazaina
3. kitjo ( 27/08/2004 05:36)
z ako ts mahazo
4. ludo ( 27/08/2004 06:22)
za ko !! in le kery say?sa la vasy kery :-D :-D :-D
5. ille ( 27/08/2004 06:37)
Tsy azoko koa izay tiana ambara?


Fa raha ilay fanontaniana eo ambony fotsiny no jerena dia izao no valiny: ny lehilahy anie no mitory fitiavana eh (na d efa misy ihany aza ny vevavy ankehitriny). Ka tsy haiko hoe matahotra ahoana?
6. ludo ( 27/08/2004 07:43)
ille>ra zay no tiany resahana f'anga ny veh tsy afaka manao io fihetsik'io fa voatery ny leh fona
@ zao vanompotoana efa mandroso zao !!! :roll:
7. chipie1 ( 27/08/2004 08:23)
tsy azo ilay tinao tenenina !
8. ludo ( 27/08/2004 11:18)
chipie1>iza no teneninao za sa lay mpamorona
lohahevitra!!
9. ramoul ( 27/08/2004 12:13)
Tsy koua ve ra mba azavaina kely ny dikan' le we kery say fa tena tsy azoko mintsiny le izy.Misaotra anao
10. chipie1 ( 27/08/2004 13:01)
ludo> ilay mpanoratra ka
11. kitjo ( 27/08/2004 13:14)
Oh mahafinaritra kosa le hevitra fa fanina dol ny kil,ihihhihihi
12. yonikafopl ( 27/08/2004 14:45)
hiihihihihihihi :lol: :lol:
13. tequila ( 27/08/2004 16:10)
:wink:

Kery say ve dia tsy hainareo e , kanosa , matahotra , tsy haiko zay hanazavana an'izany fa teny gasy nge zany e .

Ny antony itenenako hoe matahotra ny hitia dia izao , milaza amin'ny olona rehetra hoe tiany ilay olona nefa ilay tokony holazaina tsy itenenana , sady nefa toa mampiseho fihemorana ihany satria toa matahotra e ! zany ve tsy mazava e

ludo> ka na ilay vhv aza no mandroso , izay no tena mampihemotra ny sasany
14. ludo ( 27/08/2004 16:22)
za ndray ra misy mandroso zany tsy hiemotra zany za ka!! arosoy eo moa ee :lol: :lol:
15. ludo ( 27/08/2004 17:58)
marina izany zay le we :-D :roll:
16. mir ( 27/08/2004 20:22)
tsy mataotra ny mitia ny lehilahy raha tena manana fahatokisana @ vehivavy miaraka @ izy! @ hevitro aloha zany e! @ lafiny iray io
Kanefa sady hitako koa hoe raha tena mampiseo fitiavana be loatra izy de mety araraotiny vehivavy de matahotra
fa tsy haiko aloha e!
17. tequila ( 29/08/2004 15:22)
ludo> :-* aza be dongy
18. fijo ( 30/08/2004 21:39)
tequila>misy karazany roa ilay fitiavana.
misy ilay fitia kilalao,io dia ndao lasa ity dia vita.tsy miditra lalina ny bandy eo,
fa rehefa tonga amin'ilay fitiavana tena te hanorona zavatra tsy misy lHl mihemotra eo na hisy trano may aza.
ka mety mbola ilay fitia kilalao no hitan dry dia mitsara ndry.mahandrasa kely fa hoavy ihany io e.
19. ikaretsaka ( 30/08/2004 23:24)
io maimaika io ihany no tsy nampanidina ny akoho
20. tequila ( 31/08/2004 10:15)
fijo> ka maninn koa no tsy miteny hoe hilalao dia mba samy zay no ao antsaina rehefa izany fa manjary mamitaka :cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1848