Matahotra ny hitia ve ny lehilahy e?

21. xxx ( 31/08/2004 12:43)
Tsy matahotra hitia fa matahotra "engagement",vofatotra é. :wink:
22. nathanael ( 31/08/2004 12:55)
Ka misy aminareo sipa koa anie maika hamatotra mihintsy e!
Vao miaraka zara fa 1 volana de efa hoe " rahoviana isika no ho any amin'i papanay sy mamanay?" " Inona marina ny eritreretinao momba antsika?" wa wa wa
23. kitjo ( 31/08/2004 16:59)
odryyyy, fa ngah kosa ny hoe any @ dada sy mama moa hoe hiseho (ilay ten ahoe fisehoana) fa anisan' ny fitaizana izany fa sao d efa mitoko any ambadika any vao hoe iza no dadany.
Araka2 ny olona kosa ry nathanael an, sa ny anao le mpiodina be 3 andro d miova sipa ireny no tinao? (vhv io)


Tsy le mampiaraka manara- maizina any @ sisiny ireny , mingitrika fa mba fantatra. Izany akory tsy hoe tonga dia vady vao miaraka raha hoe fantatry ny RAR, :

Sady aiza koa no hisy ol hoe vao 1 volana d hoe vady, ny anarany feno aza mety mbola tsy fantatra amzany ko, :-D
24. yonikafopl ( 31/08/2004 19:29)
kitjo hihihihih zany kay izy io :lol:
25. fijo ( 31/08/2004 20:16)
tequila>koa raha tsorinay kosa ve ahazo inona eo izahay le.
marina io an'i kitjo io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9608