Mila anao

1. tequila ( 26/02/2009 13:43)
Ry Malagasy mpiray tanindrazana,

Mila vonjy ny firenentsika ary izao no fotoana fa tsy afaka hihemotra intsony satria aina no vonjena, aina no tsinjovina, ny ain'ny mpiray tanindrazana sy ny zanaka fara-mandimby.

Misaotra mialoha amin'ny fandraisanao anjara mavitrika.

Le non que la non-violence oppose à la violence est un non de résistance.
La non-violence est certes abstention, mais cette abstention exige elle-même l'action.
Jean-Marie Muller

http://www.PetitionOnline.com/MIJORO/petition.html

Faites passer pour prendre part à la reconstruction de Madagascar

pour que nous ne vivions plus sept ans de malheur!!

Merci :-*
novalian'i sitlo ny 27/02/2009 00:04
2. Fanampy ( 26/02/2009 14:43)
Merci tequila miantso ny mpirai-tanindrazana rehetra fa tena mila an'izany tokoa @ zao fotoana izao.Fantatsika tsara fa JADONA NO MISY ETO KA ILAINA ZANY HEVITRA IZANY HANOHERANA AN'ZAO ZAVATRA MANJO IZAO.MAHEREZA MASINA NY TANINDRAZANA NY TOLONA TSY MAINTSY MANDRESY.
3. sitlo ( 27/02/2009 00:04)
Arakaraka ny iresahana an'io politika io no vao maika mampitarazo azy fa aleo hidaboka any. Samy maka ho azy indray aloha fa afaka folo taona indray manao bizina sifflet.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4753