Ambondrona sa Scorpions

1. zizou ( 11/12/2003 19:49)
Fakafakao sy tsikerao io lohahevitra io ho an' izay tena azo atao hoe "meloman". Za mahita hoe tsy azo ovaina ny feon' i KIX fa ny instrumental Ambondrona tsy misy ifandraisany am Scorpions mihintsy
2. chrys ( 11/12/2003 19:58)
Raha ny hevitro manokana no ambara dia tena tsy azo hiadiankevitra fa tsy azo ovana ny feon'i kix.Nefa na dia izany aza dia tsy afaka miambo ho tsy naka ny style ny Scrpion kosa ry AMBONDRONA. OK
3. miha ( 12/12/2003 18:37)
Za alou mahita fa misy fangalanatahakaa ihany fa na izany aza manana ny originalitény ihany ry zareo e!
4. hery ( 13/12/2003 20:12)
Ary Ambondrona sa Iraimbilanja???
5. bandymilay ( 13/12/2003 20:18)
salut e!
voalohany aloha ambondrona zanak'i raimbl ihany! faharoa raha nahita ny live integrale accoustique nataon'i scorp ianareo dia hita fa tena naka kely ry zalahy na fihetsika na ny hira!!! fa na dia izany aza mahay ra kix, compositeur mahay ny mpitendry ee!!














6. ambondronamialy ( 13/12/2003 13:28)
salut e! Za joba adalan' AmbondronA! ra ny hevitro manakana dé tsy azo hovaina ny feon' i Kix fa milay loatra, sady tsy izy irery fa ry zareo rehetra ao @ groupe AmbondronA mintsy !
7. mouvoka ( 14/12/2003 20:23)
Inona moa no mety ho olana raha mitovitovy @ scorpion ny ambondrona ? Raha nanana olana ry zareo tsy maintsy efa bedin'ny OMDA sa ahoana ? Izaho mahita fa mahay ry zalahy ary ny fahaizany dia tsy tongatonga foana fa efa nisy asa maro efa nodiaviny.
Na izany aza anefa, tsara ihany ny tsy mangalatahaka be fahatany !
8. xxx ( 16/12/2003 11:32)
ary antaninandro nga tsisy?
9. raten ( 22/12/2003 19:48)
antaninanandrano no misy kah! SKLT angamba izy 'zay
10. donemaskit ( 22/12/2003 09:08)
Raha mahay ve izy dia haka tahaka beeeeeeeee ohatr'izao e?!

Na izany na tsy izany, raha ampitahaina @ tarika hafa ankehitriny, mba misy azo henoina ihany!
11. raten ( 22/12/2003 09:44)
Nenà lou scorp eh, mbô mitovy kely fotsiny raha henoina tampoka fa raha zatra mihaino scorp de mbola lavitra be! Efa tsara lou, fa mba miezaka manatsara ny arrangement ny gasy, ao fôna mantsy no blem ho an'ny artist-tsika.
12. xxx ( 25/12/2003 17:38)
Milay AmbondronA dia izay e.
Tsy maintsy misy foana ange ny mialona e.
Influence musicale ny scorp fa tsy hoe manao copie.
13. fijo ( 27/12/2003 10:18)
hay ve misy an'izany ambondrona izany indray any e.
14. ambondronamialy ( 29/12/2003 14:30)
fijo a! tsy omeko tsiny enao ra tsy kôpy AmbondronA f'angamba enao zao efa mahalala @ zay t@ reny pub sy clip reny, sa tsy mpijery télé? hi hi hi ! Milay b fa henoy e! D mitiava AmbondronA fa tsy hanenenanao.
15. fijo ( 29/12/2003 19:48)
tsy mandeha aty france izany ambondrona izany ka.
16. ranomanga89 ( 30/12/2003 20:06)
Zao fotsiny no ho teneniko: tohizo ry zalahy ny fitiavana ny tarika fa tena milay é! tsinona izany, fa ilay tanana, atolotray ty vazo... na na na
17. fijo ( 30/12/2003 19:00)
raha hitanareo fa tsara ve moa maninona e.
18. xxx ( 03/01/2004 18:41)
tsy mitovy zany ka tena V ve nareo e!
ambondrona :anaran-tanàna
scorpion : anaram-biby,
19. xxx ( 05/01/2004 20:53)
scorpions= club M (talou)
20. ambondronamialy ( 05/01/2004 13:20)
fijo, télécharger-o ao @ site gasy ny hiran'AmbondronA raha mbola tsy nahare enao. Dia rehefa maheno dia mankafiza!
Reveko ny pasinao ry ranomanga an, "atolotray ty vazo hoan'ireo akama.....sy ho an'ireo zay hiaraka @nay".Tononkira io hoan'izay tsy kôpy e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4899