Liste des messages
Liste des messages, inserés par fiaritiana, par ordre de date
fiaritiana
(
18/10/2006 22:58)
Catalogue
Hono oa ry reto sô dé mba mahita site momban ny catalogue nareo jupe,tailleur, pantalon, robe sns fa mijaly tsy mahita boky ndrai2
Misaotra mialoha...
suite
répondu par mimich le 23/10/2006 06:30
fiaritiana
(
14/10/2006 22:55)
Pronostic
iza zao no tena mba hitanareo fa ho lany eo??...
suite
répondu par lagoon le 02/11/2006 15:45
fiaritiana
(
20/08/2006 17:34)
Sôsisy Talata Volonondry
Miarahaba antsika rehetra!!
Misy mahay manao an io ve azafady??mba omeo raha misy
Misaotra mialoha...
suite
répondu par fiaritiana le 21/08/2006 01:48
fiaritiana
(
13/06/2006 18:42)
Tononkalo ho ahy!!
Miarahaba antsika rehetra namana eto @ serasera indrindra ireo mpanoratra tononkalo mavitrika
Mba mangataka aho: mba hanoraty tononkalo aho momba ny anniversaireko mba ataoko fahatsiarovana anaty bok...
suite
répondu par helitiana le 13/09/2006 19:53
fiaritiana
(
07/06/2006 09:15)
Ratatouille niçoise
sôsysôsy indray ity hihinana vary raha maina ny loaka!
Pour 4 personnes :
- 100 g d'oignons
- 250 g de courgettes
- 250 g de tomates
- 150 g de poivrons
- 2 gousses d'ail
- 1 dl d'huile d'oli...
suite
répondu par Fiffi le 13/06/2006 11:09
fiaritiana
(
01/06/2006 20:39)
Web site personnel!!
Salama daolo!
Mba saika hanontany hoe ahoana kay ny mi-créer WEB SITE (PERSONNEL) azafady indrindra zé mahay!
Misaotra Tompoko...
suite
répondu par xxx le 28/06/2006 09:39
fiaritiana
(
07/04/2006 08:14)
maharikoriko marina!!!
[img]http://[/img]Showletter4...
suite
répondu par Fiffi le 14/04/2006 15:00
fiaritiana
(
03/04/2006 17:24)
hihihihi!! fa tandremo an!
[b]Faire l'amour en cachette, c'est comme voler des bonbons à l'épicerie. C'est délicieux.[/b] ...
suite
répondu par pissoa le 08/04/2006 18:41
fiaritiana
(
03/04/2006 17:22)
Mampimé tsssss!
[b]La difficulté pour les célibataires c'est de déshabiller les femmes. Pour les maris c'est de les habiller.[/b]...
suite
répondu par pissoa le 08/04/2006 18:44
fiaritiana
(
16/03/2006 19:35)
mivanitika!
[b]andao aloha hivanitika kely e[/b]!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:...
suite
répondu par Veloo le 21/03/2006 21:27
fiaritiana
(
13/02/2006 16:48)
Atolotra ho an ny mpifankatia rehetra ity tononkalo ity e!
[b]Tiako raha ianao,
No mamihina ny tanako
Manilo izato lalako
Hatrany am-paradisa
Sy izay rehetra tsy hita
Tiako raha ianao,
No mampianatra ahy mitia
Tsy ilay hoe tiako ianao
Fa ilay fitiav...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 04/02/2014 07:34
fiaritiana
(
20/01/2006 20:59)
Rapha Andrianarivo Fanomezantsoa!
Manao ahoana daholo o!
Sao dia mba hainareo ry reto ny PSn io namana io??...
suite
répondu par fiaritiana le 22/01/2006 13:13
fiaritiana
(
04/12/2005 14:26)
Rangahy nihinana alika!
Tsy haiko na naheon iny vao2 iny nareo hoe rangahy mpihinana alika tao Ambohitrarahaba tao, efa ho 50 izay no laniny raha kotina ny laniny hatrizay,dé natao ny intervention dé hoe:aiza enao no mahit...
suite
répondu par mandrindra le 13/01/2006 14:14
fiaritiana
(
04/12/2005 00:28)
Feno habibiana ao anatintsika olombelona!
Nisy gasy nandé taminà toerana iray teto Afrika dé nahita oe eny amin ny bouchérie zany dé miantona eo ny hen omby,hen ondry sns ary ny tena nahagaga azy dé ny nahitany henan olona izao no amidy...
suite
répondu par mandrindra le 23/12/2005 12:58
fiaritiana
(
02/12/2005 22:43)
tohin ny resaka tsonjo!
ary inn no fiantsoana ny lhl raha tsonjo ny vehivavy?
...
suite
répondu par APOKY le 26/12/2005 12:45
fiaritiana
(
02/12/2005 21:30)
mampihena kibo
mba atoroy izay fika mampihena kibo ry reto a!ankoatran ny sport?
misaotra anareo!...
suite
répondu par fasoa1 le 16/06/2006 14:55
fiaritiana
(
02/12/2005 19:29)
raha tsy mankany am-piangonana
raha tsy mankany am-piangonana mihitsy ve enao dé hoe tsy mivavaka izay?...
suite
répondu par Veloo le 20/12/2005 20:38
fiaritiana
(
02/12/2005 19:12)
tourisme
mba tsara ve izy io e!...
suite
répondu par fiaritiana le 04/12/2005 15:11
fiaritiana
(
30/11/2005 23:10)
jereo ny statistika!
tena dadany enao ra-herimiafina an!...
suite
répondu par fijo le 07/12/2005 22:32
fiaritiana
(
30/11/2005 21:51)
manga feo
inona no tena mba mampamanga feo ry reto a? toa oe aviavy hono? sa inn????...
suite
répondu par ari.malala le 02/01/2006 08:23
