raha tsy mankany am-piangonana

1. fiaritiana ( 02/12/2005 19:29)
raha tsy mankany am-piangonana mihitsy ve enao dé hoe tsy mivavaka izay?
novalian'i Veloo ny 20/12/2005 20:38
2. Herimiafina ( 02/12/2005 21:55)
I Losifera konkou mino an'Andriamanitra fa tsy miditra ampiangonana fotsiny sady tsy mba mihirahira midera, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
3. Fiffi ( 02/12/2005 22:05)
fiaritiana: fa anga moa ny fiangonana hiany no toerana natokana hivavahana ? ianao ve tsy mba nanao fivavahana ohatra ao an-trano ? eny an-dalana , na aiza na aiza , ny fanjakan'Andriamanitra dia tsy misy fefy ary misy mihintsy ny olona tena min an'Andriamanitra ary mivavaka isan'andro nefa tsy mankany any am-piangonana na indray mande aza. Samy manana ny fisainany ny olona ary samy manao izay hitany fa manompo an'Andriamanitra , sa ahoana hoy ianao ?
4. fiaritiana ( 02/12/2005 22:07)
fa amiko lo ilaina lé mande any am-piangonana e! ny marary sy ny be antitra àry efa tsy fidiny hivavahana any an-trano koa, sa ahoana ozy nareo?:-*
5. Herimiafina ( 02/12/2005 22:18)
Aleo zay fa manjary lany fotsiny ny vola nanamboarana fiangonana klé, tssss, hehehehe:-D:-D:-D:-D
6. fiaritiana ( 02/12/2005 22:40)
zany no antony ny an i toi a!c pas mal!:-D:-D
7. Herimiafina ( 02/12/2005 22:42)
Atao inona fotsiny aza iny trano be iny e, ny olona nifandimby tao tsy mitsahatry ny manome rakitra hikojakojana azy tsy hirodana, de ndriko nefa tsy andeha ho ao akory. hehehehe:-D:-D:-D:-D
8. fiaritiana ( 02/12/2005 23:13)
ka tsy mety njay raha zay no antony hivavahana oe hanome rakitra fotsiny hanamboarana fiangonana e!
9. fiaritiana ( 02/12/2005 23:14)
herimiafina:Pasitera ono no tompon io hevitra io e!:-*
10. Herimiafina ( 02/12/2005 23:15)
F'angaha mandeha rano ny jiro ao ry fiaritiana an? F'angaha tsy mihinankanina ny mpiandry fiangonana klé? hehehehe:-D:-D:-D:-D
11. routa ( 03/12/2005 03:33)
ilaina ny mandeha mivavaka miala ao an-trano fa hafa mihitsy ny hery azo avy any ampiangonana noho ny enao rery ato an-trano ,ka raha afaka hiany aleo mandeha fa ny tsy afaka efa tsy fidiny ,zay ndray andro ao anatin'ny herinandro vemahereza .
12. pika ( 03/12/2005 04:53)
mivavaka foana na tsy any ampiangonana aza
saingy jereo anie raha misy kitay mirehitra ka tokana monja dia tsy maty ve ny hihafarany
fa raha betsaka dia toa vao maika miredareda

toy io afo io ny finoana mila namana miaraka mba hampiredareda azy tsara noho izany ilaina ny makany ampiangonana miaraka @besinimaro
13. dadabe ( 03/12/2005 05:42)
Mpandefa : fiaritiana [ Valio ] 03-12-2005 02:07:26
Lohateny : Re : raha tsy mankany am-piangonana
fa amiko lo ilaina lé mande any am-piangonana e! ny marary sy ny be antitra àry efa tsy fidiny hivavahana any an-trano koa, sa ahoana ozy nareo?

d maninona ny be antitra ry cherie :-w
fa zao klou e,amiko na aiza na aiza hivavahanao ( afa tsy ny hoe any @ WC )dia mety avokoa :@
14. tiam ( 03/12/2005 05:43)
raha isika irery ko anie no mihezaka ny hantatra izay tian'ny soratra masina ambara dia mety misy sasantsasany ilaina mpanazava ihany
15. pika ( 03/12/2005 05:50)
tsy misy fandraisana(ny vatan'ny tompo) anie any an-trano raha tsy ny olona efa hita fa tsy afa- mandeha intsony e
hoy koa ny didy hoe mankamasina ny andro alahady, ;..
ireo dia antony hankanesana any ampiangonana

akoatra ireo anie afaka mivavaka koa na any @WC aza:-D ny tiko lazaina dia hoe na aiza na aiza misy antsika na @ fotoana inona dia afaka mivavaka foana ihany koa
izay ataonao rehetra dia ataovy toy ny vavaka atolory an'Atra
16. pika ( 03/12/2005 05:52)
ary aiza moa no angalana ny sakramenta tsy any:?:
sa hihadry maty vao hiditra ampiangonana :roll:
ilaina leretsy a andramo dia ho hitanareo ny mahatsara azy
17. xxx ( 03/12/2005 06:10)
ory Pika aiza ao @ baiboly no misy zany didy lazainao zany hoe: mankamasina ny andro alahady,????tena mbola tsy nahita aho aloha na 1aza
18. ravatorano ( 03/12/2005 06:20)
xxx
19. raclo ( 03/12/2005 12:59)



tsy ny fiangonana no hivavahana fa Andriamanitra,ny fiangonana de natao ho an'izay mila fanazavana ao anaty baiboly;de mazotoa mivavaka daholo.izay no hevitro
20. jentilisa ( 03/12/2005 13:21)
ny problema ao ampiangonana dia samy manao izay saim-pantany lely eo nefa ny mivavaka dia iarahana atao no tena izy! mariky ny firaisan'aina sy ny firaisam-po izay fa tsy hoe izaho irery no te-ho avotra ato amin'ity trano ity!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1669