Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Veloo, milahatra araka ny daty
Veloo
(
13/12/2016 19:20)
i Hery ve mbola ato foana as Tompon'ny Serasera
Tena mba liana e - za mbola velona tttttt...
tohiny
novalian'i hery ny 22/12/2016 04:38
Veloo
(
13/12/2016 19:18)
Solafaka - Benja sy Ariana
Zany ka hira ka - tena I am fall in love with the voice of Benja - oh my!
misoatra Benja - tokony misy maromaro otran'io mihitsy
Za ndray aloha tsy mba mirara an'izay lazan'ny olona - mahatanja ry r...
tohiny
novalian'i Veloo ny 13/12/2016 19:34
Veloo
(
06/09/2012 19:32)
Soa mihevitra - avy tao @ gazety
Sao mihevitra
Ny fanaovana herisetra
Dia manam-petra
Tsy refesi-mandidy
Hioty mangidy
Hisy fiafarany
Tsy loza aman-tany
Ny miseho be sandry
Ny sainy tsy tafandry
Saro-tahotra aok’izany
Ma...
tohiny
novalian'i dadabe ny 20/09/2012 02:17
Veloo
(
07/07/2011 16:46)
Ny asan'i devoly
ary tena ita fa efa kely sisa ny androny ka tandremo ry reto a:
Vakio ange, tsy haka hafa-tsy 2mn amin'ny fotoananao.
ÂÂ
Nanao fivoriambe niantsoana ny miaramilany rehetra i Satana. Ny
fifanaÂÂ...
tohiny
novalian'i rekinbelo ny 13/07/2011 11:46
Veloo
(
29/12/2009 14:20)
Hafatra tsy hita
Misy olana ato fa izy ity moa dia tsy aiko mihitsy: eto @ dinika aho ary misoratra hoe misy hafatra vaovao 6 ao kanefa rehefa mande any hafatra aho tsy misy na iray ary???? dia tsy aiko intsony ity ka...
tohiny
novalian'i Veloo ny 30/12/2009 19:39
Veloo
(
08/04/2009 12:44)
Nahatsapa ny fahadisony izy anjaran'ny gasy no misaina
Lettre ouverte à Monsieur Marc Ravalomanana
8 avril 2009
Depuis votre arrivée au pouvoir, vous avez toujours fait montre d’un esprit de réconciliation et d’humilité même aux moments les pl...
tohiny
novalian'i Zina ny 09/04/2009 02:39
Veloo
(
03/04/2009 14:18)
Fo madio ato @ politika
Mba vakio tsara ity tarasin'ny gasy gasy ity izay napetraka ao @ Sobika. Mila manana fo tony mamaky azy dia mivavaka ho an'ny tanindrazana :
nataoko fanahinina indroa satria mety misy ankizy tsy ma...
tohiny
novalian'i levar ny 03/04/2009 18:42
Veloo
(
03/04/2009 14:15)
fo madio
Hitako tao @ sobika ary tena tokony mba vakitsika rehetra amin'ny fo madio tompoko. dia misaotra ny rehetra
----------------------------------------------------------------
A MONSIEUR ANDRY RAJOELI...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 08/04/2009 09:26
Veloo
(
22/08/2008 16:57)
Ho eritreretina tsara
Betsaka ny mpanao forum nanontany ny antony mampisy ny fahoriana sy ny zavatra mitranga ratsy rehetra.
Andriamanitra dia fitiavana
[b]Indro, ny tà nan'i Jehovah tsy fohy, fa mahavonjy, ary ny sof...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 03/09/2008 17:35
Veloo
(
02/07/2008 19:04)
Iza avy ireo OP (rehetra) ato ary iza no anarany?
Asa na efa notenenina tato ny anran'ny OP rehetra, azafady mba lazao indray mande raha tsy mahadiso
Misaotra tompoko...
tohiny
novalian'i Veloo ny 03/07/2008 14:34
Veloo
(
16/03/2008 22:08)
Mahaleo ho avy ao New York
Mba tongava ry reto a
http://marovavy.piczo.com/?cr=1...
tohiny
novalian'i Veloo ny 02/05/2008 16:13
Veloo
(
21/02/2008 14:23)
Tsy mpikambana
Misy zavatra mahagaga ahy ato fa ahona kay ny tsy mpikambana mbola afaka manoratra ao forum? noheveriko fa ny mpikambana ihany no AFAKA manoratra.
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/na...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/02/2008 23:30
Veloo
(
28/02/2006 14:32)
Allergie
Manomboka betsaka mihitsy ity allergie ity ka inona ry reto no mba fanafody natoraly azo ampiasaina, na inn no sakafo tsy tokony ho hanina?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/04/2006 12:23
Veloo
(
13/02/2006 20:26)
Sira
Inona ry reto ny aretina azo @ sira rehefa mihinana sira betsaka e?:wink:
...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2006 03:41
Veloo
(
20/01/2006 17:35)
Vavy ao fivadiana manana fahaizana
o ry reto a mba ahona ny fijerinareo an'ireny kala manana fahaizana nohon'ny vadiny ireny? Mba tantarao eo?...
tohiny
novalian'i Vahinala ny 31/01/2006 11:52
Veloo
(
04/01/2006 17:11)
Efa Voadinikao Andriamanitra O
Iza no mba manana an'io hira io e? za mitady misaotra betsaka.. ary iza no mihira azy e?...
tohiny
novalian'i tsiahi ny 14/01/2006 20:00
Veloo
(
04/01/2006 15:46)
Ny Statistika
Ary to tsy mande ilay statistika e? sokafana ny tsirairay ka eeeeeeeeeee tsisy misokatra.. fa ahona kay?...
tohiny
novalian'i Veloo ny 11/01/2006 20:24
Veloo
(
21/12/2005 20:09)
Aza bedesina za an
tsy aiko @ teny gasy tsinona ka:
C'est une femme qui va chez le médecin.
- Docteur, (prout) chaque fois (prout) que je parle (prout) je (prout) pète. (prout).
Le Docteur quitte l...
tohiny
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:14
Veloo
(
22/11/2005 21:43)
Njakatiana
Iza avy no nijery an'i Njakatiana tao Europe?
dia nanao ahona ilay izy? Tsara ve?...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/01/2006 19:43
Veloo
(
09/05/2005 16:53)
Rahoviana ny gasy any am-pita voa mba hiray saina ????
Ny olana dia samy olon-ko azy ny gasy any am-pita hany ka tsy mba tafita mihitsy. Ny olona hafa rehefa any ivelany mifanampy mba ho samy tafita....Mba miakatra ny economie any amin\'ny firenena-dry z...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2005 23:14
