i Hery ve mbola ato foana as Tompon'ny Serasera

1. Veloo ( 13/12/2016 19:20)
Tena mba liana e - za mbola velona tttttt
novalian'i hery ny 22/12/2016 04:38
2. hery ( 14/12/2016 14:36)
Fa ahoana?
3. veloo ( 21/12/2016 22:06)

hery:

Fa ahoana?


Mba manontany fotsiny ka
misaotra namely o
dia manova fety sambatra
4. hery ( 22/12/2016 04:38)

veloo:


hery:

Fa ahoana?


Mba manontany fotsiny ka
misaotra namely o
dia manova fety sambatra


hihihi, misaotra ara e. Eto ihany isika na dia mangingina aza e.

Mirary fety sambatra koa.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4075