Hafatra tsy hita

1. Veloo ( 29/12/2009 14:20)
Misy olana ato fa izy ity moa dia tsy aiko mihitsy: eto @ dinika aho ary misoratra hoe misy hafatra vaovao 6 ao kanefa rehefa mande any hafatra aho tsy misy na iray ary???? dia tsy aiko intsony ity ka hatramin'izay nanovaina azy izay dia very tanteraka aho :roll: :roll: :roll:

Ka mangataka re aiza no ahitako ireo hafatra vao2 6 ireo raha tsy mahadiso ooooo
novalian'i Veloo ny 30/12/2009 19:39
2. hery ( 30/12/2009 07:39)
Na dia tsindrina aza ve ilay hoe Hafatra mbola tsy voavaky http://namana.serasera.org/namana/hafatra/vaovao dia tsy hita ao?

3. maeva74 ( 30/12/2009 08:08)
Zah koa omaly nanokatra zavatra tato @ dinika dia nisy soratra hoe nahazo hafatra 26 ( marihiko aloha fa tsy possible le izy satria zah tonga mitsidika isan'andro ato) fa nohon'ny nijary tary @ namana zah de tsy nisy akory na iray aza :-* :-* :-*
4. hery ( 30/12/2009 08:58)
OK, hitako fa misy blem ilay isan'ny hafatra miseho eto amin'ny forum. Izaho koa izao io mahita hoe manana hafatra 2 kanefa zah manana hafatra ampolony :-p

Hojereko sy hahitsy ny olana.

Misaotra
5. fahamarinana ( 30/12/2009 09:17)
:arrow: hihi,ny ahy ny hafatra alefan'ny sefo no tsy mety miala aeo fa mamitaka isak'izay manokatra foana fa hatreto toa nilamina dia ny haftra avy amin'ny namana sisa no hit ! :D (l)
6. Veloo ( 30/12/2009 19:39)
Misaotra sefo a hihihi

fahamarinana [ Valio ] 30-12-2009 10:17:14
Lohateny : Re : Hafatra tsy hita
hihi,ny ahy ny hafatra alefan'ny sefo no tsy mety miala aeo fa mamitaka isak'izay manokatra foana fa hatreto toa nilamina dia ny haftra avy amin'ny namana sisa no hit


ie marina mihitsy io mamitaka be nareo kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1162