Ny asan'i devoly
1. Veloo
(
07/07/2011 16:46)
ary tena ita fa efa kely sisa ny androny ka tandremo ry reto a:
Vakio ange, tsy haka hafa-tsy 2mn amin'ny fotoananao.
Â
Nanao fivoriambe niantsoana ny miaramilany rehetra i Satana. Ny
fifanaÂrahana nataon'izy ireo dia trangan-javatra nisy marina tokoa ka
meteza hamaky sy handinika tsara ary aoka tsy ho
voafandrika
Â
Tamin'ny kabary fanokafana dia hoy i Satana tamin'ireo anjely mpiodina :
Â
Tsy azontsika sakanana tsy ho any am-Piangonana intsony ny Kristianina
Tsy azontsika sakanana tsy hamaky Baiboly hamantatra ny fahamarinana izy
ireo
Tsy azontsika atao intsony ny hisakana azy tsy hiroso amin'ny firaisana
amin’i Jesoa Kristy
Koa raha tanteraka ny firaisany amin'i Jesoa dia rava ny fahefantsika
aminy .
Avelao ihany izy ireo hizotra amin'ny fiainana mahazatra azy, fa
hangalarintsika kosa ny fotoana eo aminy mba hisakanana azy tsy
hanam-piraisana amin'i Jesoa.
Â
Izany no ataovy sy tanterahinareo ry anjely mpiodina
Ataovy izay hahatonga ny Kristianina ho variana sy sondriana, ary sakano
tsy hiantsampy amin'ny Mpamonjiny mba hampandamoka ny firaisana Aminy eo
amin'ny fiainany andavan'andro.
Â
Dia
namaly ireo anjelin'i Satana ka nanao hoe:
Amin'ny fomba ahoana no ahazoana manatanteraka izany ?
Â
1- Hazony izy ireo ho variana amin'ny zavatra tsy dia misy dikany loaÂtra
eo amin'ny fiainany ka mamorona zavatra hampifantoka ny saina
aman'eritreriny,
Â
2- Tariho hanao fandaniana (depenses) tsy an-kijanona mba hisamboÂ-bola
tsy ho afa-trosa.
Â
3- Reseo lahatra mba hiasa mafy ny olona ka samy mikarataka ny mpivady
hanatrarany ny nofinofiny amin'ny rendrarendra ety ivelany.
Â
4- Sakano tsy hanam-potoana hiarahana sy hiresahana amin'ny zanany sy ny
fianakaviany ny olona: Ny trano fonenany dia ho tonga toeramÂ-piafenana
ialàna amin'ny asa,
Â
5- Korontano ny sainy tsy handre intsony ny bitsiky ny Fanahy Masina, Ny
vesatry ny harerahana eo aminy tsy maintsy mahatonga azy ho mora tohina
amin'ny zavatra tsy misy dikany.
Â
6- Ataovy izay hahatonga azy handefa tsy ankijanona ny vata
fandrenesampeo; K7; CD; fahitalavitra; solosaina amin'ny fotoana sy ny
toerana rehetra (fiara, trano),
Â
7- Ataovy mibahan-toerana eo amin'ny fiainany ny mozika sy ny hiran'izao
tontolo izao; ka fenoy azy ny fiara sy ny toeram-pivarotana ary
ny
toeram-pisakafoanana rehetra mba hanapaka ny fifandraisana amin'i Jesoa
Kristy,
Â
8- Fenoy zava-mahatsikaiky sy dokam-barotra mahavariana ny gazety sy ny
lalana rehetra: Ny vaovaon'izao tontolo izao no ataovy mameno ny fony
mandritra ny 24 ora amin'ny 24 ora.
9- Ampitomboy ny filan'ny maso eo aminy mba hampifantoka azy amin'ny
lamaody sy ny fitafiana tsy maotina, ho sodokan'ny endrika ety ivelany
hamono miandalana ny fitiavana eo amin'ny mpivady hitarika amin'ny
faharavan'ny tokantranony; hampitombo ny fijangajangana
Â
10- Aza avela handinika ny hatsaran'ny zava-boaarin'Andriamanitra mihitsy
izy fa hazony amin'ny fandaniana andro amin'ny fijerena sarimihetsika sy
fampisehoana arahin'ny mozika feno kotaba ary fanatanjahantena mba ho
raiki-tampisaka ao an-tsainy sy tsy afaka am-bavany mandritra ny andro
izany.
Â
11- Hazony ho be raharaha hatrany, hatrany izy ireo mba hitaraina lava ho
tsy manam-potoana
Â
12- Rehefa manao fihaonana handinika zavatra ara-panahy izy dia lanio
fotoana amin'ny resa-be mba hikorontan-tsaina
Â
13- Ampidiro olana sy zavatra hafa ny fikasana rehetra ao aminy dia tsy
hahatanteraka ny fitokisana an'Andriamanitra. Avelao izy hatoÂky tena ka
hikaroka vahaolana samirery ka hanao sorona ny fahasalamany sy ny
fianakaviany amin'ny tanjona tiany ho tratrarina.
 Â
Ho hitanareo, fa tsy maintsy ... tsy maintsy mahomby izany tetika izany
...
 "Tena fifanarahana tsara tokoa izao"
Â
Dia lasa tokoa ireo anjely mpiodina hamita faingana ny iraka (mission)
nifanarahany mba hisintona ny Kristianina, hanan-draharaha (occupe)
lalanÂdava, mandeha tsy an-kijanona, maika sy dodona hatrany amin'ny
fotoana sy ny toerana rehetra.
 Ny fanontaniana dia ny hoe : " Nahatanteraka ny asa nanirahana azy teo
amin'ny fiainako tokoa ve ny devoly? "
 Ny teny hoe :
" manan·draharaha " (occupe) dia mihamazava raha adika amin'ny teny
Anglisy " busy" izay fanafohezan-teny manana hevitra hoe : Being
Under Satan's Yoke = eo ambany ziogan' i Satana = Etre sous le joug de Satan.

novalian'i rekinbelo ny 13/07/2011 11:46
2. Maranatha
(
08/07/2011 06:15)
Veloo:
ary tena ita fa efa kely sisa ny androny ka tandremo ry reto a:
Vakio ange, tsy haka hafa-tsy 2mn amin'ny fotoananao.
Â
Nanao fivoriambe niantsoana ny miaramilany rehetra i Satana. Ny
fifanaÂrahana nataon'izy ireo dia trangan-javatra nisy marina tokoa ka
meteza hamaky sy handinika tsara ary aoka tsy ho
voafandrika
Â
Tamin'ny kabary fanokafana dia hoy i Satana tamin'ireo anjely mpiodina :
............
" manan·draharaha " (occupe) dia mihamazava raha adika amin'ny teny
Anglisy " busy" izay fanafohezan-teny manana hevitra hoe : Being
Under Satan's Yoke = eo ambany ziogan' i Satana = Etre sous le joug de Satan.
 Â
Manao ahoana i Veloo fa angha ianao nantrika io fivoriana io? sa ahoana no nahalalanao izany hevitry ry zareo izany?
3. SIOKATOKANA
(
08/07/2011 07:19)
Maranatha:

4. Veloo
(
11/07/2011 15:46)
Maranatha! tsy nanatrika fivoriana aho fa azoko tany @ ny namako io dia mba napetrako eto ho tsakotsakoina sy ho eritreretina.
5. rekinbelo
(
13/07/2011 11:46)
salama namana,
marina ireo vaotanisa etsy mabony iretsy fa misy anampiako kely azy
Ny fivavahan dia anisany fitaovana iray nahomby indrindra @ zvt ataon'ny satana eto antany ka maro tokoa ny voafandriny na tsy tratrany fandrika hafa aza, ny fitadiavana voninahitra eto @ ity tontolo ity sy ny politika tafiditra amin'izany koa mitandrema namana sao dia variana any @ lalàna tsy izy isika fa ma irina ifankahita ao @ paradisa ka hiaian mandrakizay eto antany anaty fahasambarana sdy fifaliana manompo an'Atra.
Maherez namana!