Liste des messages

Liste des messages, inserés par rekinbelo, par ordre de date
rekinbelo ( 10/06/2015 16:38)
Mikaela
Fa nahoana kay no tsy tazana tao @ testamenta vaovao mihitsy i Mikaela anjely izay tena natanjaka sy nanana ny heriny. T@ andron'ny Jesosy tsy teo izy, tao taratasy rehetra nosoratan'ireo apostoly tsy... suite
répondu par endriny le 18/06/2015 14:00
rekinbelo ( 14/01/2014 18:59)
Andro farany sa Far'andro?
Salama namana isany, Io no niadianay hevitra ka nisy ireo namana sasany milaza fa mitovy ireo, ny sasany miteny fa tsy mitovy dikan'ireo. Raha amiko manokana aloha dia tsy mitovy mihitsy ny dikan'ireo... suite
répondu par rekinbelo le 16/01/2014 19:58
rekinbelo ( 10/12/2011 14:44)
raha tsy nanota i adama sy eva
Raha tsy nanota i adama sy eva, dia nanao ahoana ny fiainantsika olombalona teto an-tany? raha ny lazain'ny baiboly no jereko aloha dia lasa paradisa ny tany ary feno ny taranak'izy ireo salama sy ts... suite
répondu par rijadolly le 25/12/2011 03:00
rekinbelo ( 05/07/2011 12:19)
Sabata
Miarahaba namana, adi-hevitra sy olana mateti-mitranga ny mikasika ny sabata namana ka ilaiko ny hevitrareo aloha, ao no manizingizina fa lalàna mandrakizay izy io ka tsy foana fa mbl arahintsika kri... suite
répondu par Maranatha le 01/08/2011 09:08
rekinbelo ( 01/07/2011 16:24)
Fanekena taloha sy fanekena Vaovao
Tiako mba hazavaina kely izy io satria eo foana matetika no miteraka tsy fitovian-kevitra amin'ireo tsy mitovy finoana, lasa mifanakiana sy mifanejika ireo antoko isan-karazany. [u]Fanekena taloha:[/u... suite
répondu par Maranatha le 20/07/2011 05:56
rekinbelo ( 05/05/2011 09:01)
Iza no tena fivavahana marina sy eken'Andriamnitra e!
Isika rehetra tafiditra ato dia manohana ny mitsdy y fomba rehetra hanamporofoana fa ny azy no marina fa ny an'ny sasany diso. Raha ny tena izy mantsy dia 1 ihany no fivavahna noforoniny Jesosy Krist... suite
répondu par Maranatha le 06/06/2011 07:44
rekinbelo ( 19/04/2011 11:17)
BABYLONA LEHIBE
Mba te hihaino ny hevitrareo momba io Babylona lehibe voalazan'NY Apok io za e! dia manantena serasera mahafinaritra avy aty aminareo... suite
répondu par daran le 12/05/2011 17:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0271