Aza bedesina za an
1. Veloo
(
21/12/2005 20:09)
tsy aiko @ teny gasy tsinona ka:
C'est une femme qui va chez le médecin.
- Docteur, (prout) chaque fois (prout) que je parle (prout) je (prout) pète. (prout).
Le Docteur quitte la salle de consultation et va dans la pièce d'à côté d'où il revient avec une longue tige métallique.
La patiente demande:
- Docteur, (prout) est-ce (prout) que (prout) ça va me guérir? (prout)
- Non, non, c'est juste pour ouvrir la fenêtre.

novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:14
2. hery
(
21/12/2005 21:38)
Veloo:
tsy aiko @ teny gasy tsinona ka:
Dia aza soratana... na itadiavo mpandika teny aloha
Raha nalaina tamina site internet dia apetraho eto ny adiresy.
Tena manomboka mahakamo be le teny vazah daholo :-(
6. jennifer2
(
22/12/2005 03:33)
Tokony mba hiezaka anie isika hanoratra teny gasy mazava tsara e!
Izaho zao mahita fa miha-tsy mahay manoratra teny gasy ny zaza, ny tanora, ny antontony eo @ malagasy.
Veloo a! ezaho adika teny gasy foana e! Sady fitaizana ihany no fanamafisana ny teny gasy e!

11. diamondra27
(
22/12/2005 08:58)
za lou de tsy mahay e! ka na teny gasy na vaza na anglisy refa oe hatsikana sy lalao de mety koa inona indray?
RAHA tsy izany de ataovy ny condition
veloo:=D=D=D=D=D=D=D=D
RAHA tsy izany de ataovy ny condition
veloo:=D=D=D=D=D=D=D=D
12. hesham
(
22/12/2005 11:48)
hafa kely in1 ity kle . Aleo tsy hiteny fa tssssssss
Veloo bizzzz nji
Veloo bizzzz nji
13. dadabe
(
22/12/2005 11:52)
aza teneninareo izany i veloo an :evil::evil::evil::evil:
veloo :*:* =D mercii
veloo :*:* =D mercii
15. Veloo
(
22/12/2005 19:01)
dadabe a mibedy ahy doloy ry zareo :cry::cry::(
lozan'njy ry mimiso mime fotsiny kle :-D:-D:-D

16. Veloo
(
22/12/2005 19:03)
OK iny ary fa tonga doly ny commentaire a:
oy i Hery.
- tsy misy site
- hery no atao mpandika teny an sa ahona? enao mahay tsinona ka
- zany aloha marina manomboka leo be mihitsy enao
oy i Hery.
Dia aza soratana... na itadiavo mpandika teny aloha
Raha nalaina tamina site internet dia apetraho eto ny adiresy.
Tena manomboka mahakamo be le teny vazah daholo
- tsy misy site
- hery no atao mpandika teny an sa ahona? enao mahay tsinona ka
- zany aloha marina manomboka leo be mihitsy enao
17. Veloo
(
22/12/2005 19:04)
oy i vale:
Vale a resaketotra ve? ka mangatsika ny andro knou :-D:-D:-D:-D
veloo>aza manao resak... moa e!
Vale a resaketotra ve? ka mangatsika ny andro knou :-D:-D:-D:-D
19. Veloo
(
22/12/2005 19:06)
oy ndray i Jennifer:
OK ampio ary za njy manomboka :-D:-D:-D
Tokony mba hiezaka anie isika hanoratra teny gasy mazava tsara e!
Izaho zao mahita fa miha-tsy mahay manoratra teny gasy ny zaza, ny tanora, ny antontony eo @ malagasy.
Veloo a! ezaho adika teny gasy foana e! Sady fitaizana ihany no fanamafisana ny teny gasy e!
OK ampio ary za njy manomboka :-D:-D:-D
20. Veloo
(
22/12/2005 19:07)
oy i bozimanga:
ndana lazaivo an'i Hery zany ary :-D:-D:-D
veloo ah aza miteny gasy intsony an. fadio ny miteny gasy.