Aza bedesina za an

61. ari.malala ( 29/12/2005 05:14)
:-D:-D:-D:-D dadabe, nga ndray ts le very tary amorondrano tary t@ le enao nilomano e =))=))
62. pissoa ( 29/12/2005 05:28)
ari =))

dadabe, sao dia mba nangalariny mihitsy fa tsy hoe mahita ny miafina izany izy? =))
63. jennifer2 ( 30/12/2005 01:15)
:?:
64. Veloo ( 30/12/2005 02:07)
ari, pissoa nilentika any anaty rano tsy ita intsony i dadabe :-D:-D
65. pissoa ( 30/12/2005 05:49)
inn aky no ataony indray ry Veloo? :-D:-D

jenny, fa misy inn akia :?
66. ari.malala ( 30/12/2005 06:11)
veloo, d tapaka v aky nyt sinaindry nefa ny vadindry aza nilentika any anaty rano! ndry ty ky tena tssssssssss! :-D:-D:-D:-D
67. diamondra27 ( 30/12/2005 06:52)
dadabe: inon njay ny tsy hitanao fa nakaiza le solomaso
68. dadabe ( 30/12/2005 11:52)
hadinoko tany amindry akia ry diamondra a :wink:
69. diamondra27 ( 30/12/2005 12:29)
dadabe:
o^oo^oo^o
70. Veloo ( 30/12/2005 14:40)
ari a =))=))=))
diamondra ko maka 19 be ery :-D:-D:-D
71. pissoa ( 30/12/2005 15:04)
Veloo :-D:-D
72. Veloo ( 30/12/2005 15:20)
pissoa kita retsy ko :-D:-D:-D
73. jennifer2 ( 31/12/2005 17:19)
hoy pissoa:
jenny, fa misy inn akia

Mampieritreritra le hoe sao de nangalarin'i herimiafina koa?
74. Veloo ( 31/12/2005 23:07)
inn ko no nangalarin'i heri?8O
75. jennifer2 ( 01/01/2006 02:34)
asa tsy fantatro!
76. Veloo ( 01/01/2006 03:44)
ary njy angaha tsy matory ? lozana mamosavy :-D:-D
77. dadabe ( 01/01/2006 04:24)
iza no mpamosavy??
78. Veloo ( 01/01/2006 05:39)
i ra jenny lesy a :-D:-D:-D:-D mbola tsy matory
79. jennifer2 ( 01/01/2006 07:44)
njy koa ary mbola tsy matory koa! sa njy le niaraka tamiko teo?
80. pissoa ( 02/01/2006 15:01)
nifanena tany njay nareo roa an! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3144