Aza bedesina za an
21. Veloo
(
22/12/2005 19:08)
oy i bitik:
eny ary ka amin'ny firy ny fotoana? de aiza? de ho jereko eo raha mahay teny gasy noho i za enao :-D:-D:-D:-D
veloo ah mil mamerina cours de malagasy enao.Tsy mibedy aho ka?
eny ary ka amin'ny firy ny fotoana? de aiza? de ho jereko eo raha mahay teny gasy noho i za enao :-D:-D:-D:-D
22. Veloo
(
22/12/2005 19:09)
oy i watafon:
raha tsy izany tsy tafaraka eeeeee ny samy tsy mahay miaraka fona lesy a :-D:-D:-D
veloo, hay mitovy ihany kay isika e!
raha tsy izany tsy tafaraka eeeeee ny samy tsy mahay miaraka fona lesy a :-D:-D:-D
23. Veloo
(
22/12/2005 19:10)
oy i diamondra oe:
Zany ny teny olona enjy be mihitsy :-D:-D:-D:-D
miciiiiii aky a :oops::oops:
za lou de tsy mahay e! ka na teny gasy na vaza na anglisy refa oe hatsikana sy lalao de mety koa inona indray?
RAHA tsy izany de ataovy ny condition
veloo:
Zany ny teny olona enjy be mihitsy :-D:-D:-D:-D
miciiiiii aky a :oops::oops:
24. Veloo
(
22/12/2005 19:12)
oy i hesham:
tsy voalohany aky io o? hahahahahah:wink:
hafa kely in1 ity kle . Aleo tsy hiteny fa tssssssss
Veloo bizzzz nji
tsy voalohany aky io o? hahahahahah:wink:
25. Veloo
(
22/12/2005 19:12)
oy i dadabe oe:
Soa ihany aho fa manana an'i dadabe kle :-*:-*:-*
miciiiiiiii aky a ..
dadabe a mibedy ahy doloy ry zareo
lozan'njy ry mimiso mime fotsiny kle
Soa ihany aho fa manana an'i dadabe kle :-*:-*:-*
miciiiiiiii aky a ..
28. cutie
(
22/12/2005 20:08)
veloo, za koa on yr side akia a
bdb ny forum misy tsy teny gasy ato , koa manin no njy mba manao de avy daholo ry zareo.
bdb ny forum misy tsy teny gasy ato , koa manin no njy mba manao de avy daholo ry zareo.
32. hesham
(
22/12/2005 21:06)
jennifer2:
Tokony mba hiezaka anie isika hanoratra teny gasy mazava tsara e!
Izaho zao mahita fa miha-tsy mahay manoratra teny gasy ny zaza, ny tanora, ny antontony eo @ malagasy.
Veloo a! ezaho adika teny gasy foana e! Sady fitaizana ihany no fanamafisana ny teny gasy e!
Teny gasy avy aiza izao zany antontony zany ???
34. Herimiafina
(
22/12/2005 23:11)
Veloo:
tsy aiko @ teny gasy tsinona ka:
C'est une femme qui va chez le médecin.
- Docteur, (prout) chaque fois (prout) que je parle (prout) je (prout) pète. (prout).
Le Docteur quitte la salle de consultation et va dans la pièce d'à côté d'où il revient avec une longue tige métallique.
La patiente demande:
- Docteur, (prout) est-ce (prout) que (prout) ça va me guérir? (prout)
- Non, non, c'est juste pour ouvrir la fenêtre.
Fa nihinana inona hono le jôba no manjetotsa foana e? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
35. hesham
(
23/12/2005 00:59)
herimiafina , mety nihinana tsaramaso be ngamba hihihihi sa inn ry veloo.Za tena tsy tia tsaramaso tsony fa be lotra ny lany tany Ankatso zay kle hihihi.
40. Veloo
(
23/12/2005 15:20)
herimiafina a mety marina io lazain'i hesham io ka :-D:-D:-D
dadabe ko tssssss:-D:-D:-D
dadabe ko tssssss:-D:-D:-D