Aza bedesina za an

41. pissoa ( 23/12/2005 17:05)
veloo - njy ty be famaliana kely an =))=)):-*
hesham:
Za tena tsy tia tsaramaso tsony fa be lotra ny lany tany Ankatso zay kle hihihi.

De nandeha tany @ dokotera foana ve enao tamin'zany :roll:
42. dadabe ( 23/12/2005 22:19)
pissoa >:evil:efa hoee aza bedesina i veloo-ako:evil:
veloo> avia aty cherie a,d midira anaty bodofotsy sao tazan'i herimiafina :^):^)
43. cutie ( 24/12/2005 04:16)
lasa tafamehy ihany za no farany :-D
44. Veloo ( 24/12/2005 07:35)
Pissoa be famaliana ahona aky? 8O
dadabe a tsy mibedy ahy aky i Pissoa a :-D
cutie a :-D:-D
45. diamondra27 ( 24/12/2005 10:21)
veloo: merci kia a!manjary tsy hisy hatsikana tsony eto raha mitohy koa, sady raha adika @ teny gasy nge le izy de lasa tsy mampme fa le gasy nge sérieux be loatra e!
46. pissoa ( 24/12/2005 13:26)
dadabe > :cry::cry:
veloo > ka novalian-dry tsi1-1 ny olona kou (na ny nibedy zany na ny nivanitika an!)
47. jennifer2 ( 25/12/2005 03:08)
hoy hesham:
Teny gasy avy aiza izao zany antontony zany ???
Diso fanoratra io akia fa azafady a!
Ny tiako ho soratana dia hoe: antonontonony. (Teny miverina in-droa: antonony + antonony)
Ny dikany eo anelanelany
48. Veloo ( 25/12/2005 20:50)
pissoa @ zay samy mahazo ny anjarany ka :P:-D:-D:-D
diamondra a ie wa retsy :-D:-D:-D:-D:-*
49. akamatiana ( 26/12/2005 04:51)
:^)
50. ari.malala ( 26/12/2005 06:12)
:-D :-D :-D :-D za alo aky ry veloo d efa fay d ts sahy manoratra tsony refa ts haiko ny dikany ko! masika b ny mpanao komantera nefa any @ hafa misy dinika @ teny faran'ny tsy hay fa toa ts bedy... :^) :^) :^)
51. Herimiafina ( 26/12/2005 07:06)
dadabe:

pissoa >:evil:efa hoee aza bedesina i veloo-ako:evil:
veloo> avia aty cherie a,d midira anaty bodofotsy sao tazan'i herimiafina :^):^)

Miafena mihintsy ao ambany bodofotsy amin'izay reveko kokou, hehehehe :-D :-D :-D :-D
52. jennifer2 ( 26/12/2005 22:32)
ary toa mbola hitan'i herimiafina ihany veloo nefa efa ao anatin'ny bodofotsin'i dadabe?
53. ari.malala ( 27/12/2005 07:24)
:-D:-D:-D
54. mamzelkely ( 27/12/2005 12:07)
ka zay le herimiafina kouu mahiita ny miafina rht eee:-D:-D
55. dadabe ( 27/12/2005 13:38)
tena mahita ny miafina marina lery kle :-w:-w

hummm hey boy did you see my underwear???:-D:-D
56. Veloo ( 27/12/2005 23:07)
oy i ari malala oe:

za alo aky ry veloo d efa fay d ts sahy manoratra tsony refa ts haiko ny dikany ko! masika b ny mpanao komantera nefa any @ hafa misy dinika @ teny faran'ny tsy hay fa toa ts bedy...

ka zay mantsy raha avadika ilay izy tsisy intsony ny mampime azy :-D:-D:-D
tsita retsy a :-*:-*
57. Veloo ( 27/12/2005 23:09)
dadabe :-D:-D:-D njy ty an:-D:-D:-D
58. pissoa ( 28/12/2005 06:30)
dadabe, very ngah? =))
59. Veloo ( 28/12/2005 17:18)
pissoa ka ilay tokony hamaly tsy eto akory knou :-D:-D:-D
60. dadabe ( 29/12/2005 01:59)
ka lery mahiata ny miafina d aleoko asaina tadaviny kle :-D
veloo :*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2168