raha tsy mankany am-piangonana

21. Fiffi ( 03/12/2005 14:15)
jentikisa: misy diso kely ny ny fanoratanao an! nefa iza moa no tsy manao fahadisoana ? hoy ianao hoe "samy manao izay saim-patany l.....:!:
22. jentilisa ( 03/12/2005 14:25)
loza koa ity l sy k mifanakaiky ity! ahitsio ry moderatera aza fady a!
23. jentilisa ( 03/12/2005 14:29)
misaotra ry Fiffi a
24. fiaritiana ( 03/12/2005 14:38)
marina daolo izay voalazanareo e!ilaina tokoa ny mankany am-piangonana ary vo toriteny henoko tamin ny 1 volana lasa angamba izay dé ny hoe: il faut aller a la messe!ka ilaina tokoa ny mandeha e!

dadabe:lé be antitra tsy afa-mandeha reny no lazaiko ka fa i toi mbola afaka tsara ka mandehana ry bedada sady so voatendry diakona se!
25. Herimiafina ( 03/12/2005 21:31)
Efa we andana miangona, samy hafa mihintsy zany hoe mivavaka sy miangona izany, mivavaka azo hatao eny rehetra eny ary azo hatao na amin'ny fotoana inona na amin'ny fotoana inona.

Ny miangona dia miaraka amin'ny zanak'ondry rehetra, ny olona rehetra, ary mivavaka no hatao amin'izany, mivavaka miangona.

Donky, ndana miangona mba hivavaka miaraka amin'ny olona rehetra. Mizara finoana sy miara-mikolokolo fa raha ianao irery tsy amahakolokolo an'io satria ianao sy devoly irery no eo, ary devoly de hizara zavatra hafa aminao.
26. Veloo ( 04/12/2005 02:07)
ny fiangonana dia otran'ity ohatra ity.
Ianao ao @-na ekipa mpanao foot fotsiny nefa ianao tsy tonga dia ahona? mitovy amin'izay ko ny fiangonana ny fahatongavanao any am-piangonana dia important ho an'ny olona rehetra mifanome hery, mampiakatraka ny fitiavana ho han'ny sasany, mifaly miaraka amin'ny rehetra...
dadabe a na any @ WC ary za mivavaka ao an-tsaiko tsy misy olana mihitsy knou :wink:
27. routa ( 04/12/2005 03:29)
dadabe>otrany tsy mety le mivavaka any @wc ka Andriamanitra nie masina e! ka raha mivavaka alohany hiditra wc maloto
28. Veloo ( 04/12/2005 03:54)
routa ie raha mandoalika etc.... fa ra ao an-tsaina ve dia tsy mety?
29. lapino ( 04/12/2005 04:29)
jentilisa:
loza koa ity l sy k mifanakaiky ity! ahitsio ry moderatera aza fady a!

:-D:-D
30. fiaritiana ( 04/12/2005 15:14)
Veloo:

routa ie raha mandoalika etc.... fa ra ao an-tsaina ve dia tsy mety?



raha ao an tsainao normal zany , zà aza ndray miteniteny indraindray!fa tsy mandohalika kosa aloha e!fa miteny irery
31. dadabe ( 04/12/2005 15:55)
tsssss anjekaky oo hivavaka any @ WC hono i veloo humm...hisaraka tsika raha hivavaka any njy

jentilisa >
Mpandefa : jentilisa [ Valio ] 03-12-2005 17:21:22
Lohateny : Re : raha tsy mankany am-piangonana
ny problema ao ampiangonana dia samy manao izay saim-pantany lely

ANJEKAKY OO :^)
32. fiaritiana ( 04/12/2005 19:51)
jentilisa:

ny problema ao ampiangonana dia samy manao izay saim-pantany lely eo nefa ny mivavaka dia iarahana atao no tena izy! mariky ny firaisan'aina sy ny firaisam-po izay fa tsy hoe izaho irery no te-ho avotra ato amin'ity trano ity!



misy diso fanoratra ao!
anjenestonao dadabe!:roll:
33. Veloo ( 04/12/2005 20:31)
dadabe efa lazaiko ery ambony kosa e efa oe ao-tsaina knou.... mandana ko misaraka amiko za tsy miraharaha:twisted:
34. Herimiafina ( 04/12/2005 20:59)
Tena otsan'ny tsy concentré zany tampoka zah fa misy mpivady miady njay ato klé, misy resaka gabone izany, hehehehe=))=))=))=))
35. ravakamalala ( 05/12/2005 00:47)
raha tsy mankany am-piangonana mihitsy ve enao dé hoe tsy mivavaka izay?


raha ohatra aloha ka mbola matanjaka be afaka mandeha mankany ampiangonana, tsy hitako hoe inn no antony tsy andehanana mankany raha te hivavaka ihany?
36. jentilisa ( 05/12/2005 09:43)
eo dia faly amin'ny teny diso eo!
ny mivavaka dia anao manokana izay!
ny miara-mivavaka kosa dia fifanomezanaina eo amin'ny mpiara-mivavaka ihany koa!

ny ankanesana any ampiangonana koa dia hanehoana na hijoroana vavolombelona sy hanovozam-panahy vaovao avy amin'ny mpitondra fivavahana avy amin'ny fihainoa ny tenin'Andriamnitra ihany koa.
Raha mihirahira irery ao an-trano ianao mety ho bedy fa be tabataba, fa raha any ampiangonana kosa dia malalaka tsara rehefa tsy mivalana loatra ilay hira.
Any an-trno koa anie voasarika hanao hoe sady hanasa lamba kely aho aloha dia very eo ny fifantohana e, na hanao zavatra hafa ihany koa aho ohantra.
Any ampiangonana ianao tena maneho hoe "hihaona" amin'Andriamanitra no andehanako any. Raha tsy hoe hijery sipa na hifanao fotoana amin-dranona indray angaha!
37. pika ( 05/12/2005 11:08)
ny 6andro efa nomeny anao dia ny 1 andro monja kosa mba atokany ho azy e

raha vonjy aina( dokotera, polisy, ...)an 3 tsy hanome tsiny anao Atra raha tsy tonga tany aza ianao

38. Veloo ( 05/12/2005 16:58)
hery a, inn ary no hidiran-njy affaire amin'ny nay:twisted::twisted:
39. dadabe ( 05/12/2005 17:20)
veloo mifooana akia zah malala a,njy mou tiko foana oo avia orohako ny vadiko aa (leaza tsy mandeha le sarikely )
40. Veloo ( 05/12/2005 17:58)
dadabe a zay ny anjy maditra lotra tsinona ka tsy mande atramin'ny sary :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4313