raha tsy mankany am-piangonana

41. Herimiafina ( 05/12/2005 18:49)
Raha tsy makany ampiangonana dia lasa matavy.
Lasa matavy satria laozana matory fotsiny ao antrano ao, nefa ny andro efa mazava be, hehehehe:-D:-D:-D:-D
42. Veloo ( 05/12/2005 20:24)
hery :-D:-D:-D:-D
43. Mifenty ( 05/12/2005 20:49)


manjary tsy mikarama i damopra é
44. Veloo ( 05/12/2005 21:14)
mifenty? an:?:
45. pika ( 06/12/2005 06:21)
raha tsy mankany ampiangonana de lasa mandany vola:-D
i hery izao lasa nividy kaly be
ny sasany lasa nakany roma
ny hafa nitady paradisa kely
:-D:-D:-D
46. mamzelkely ( 06/12/2005 12:52)
pika
47. pika ( 06/12/2005 13:35)
:-D i dadabe:@:@ variana mianinkazo
48. mamzelkely ( 06/12/2005 15:36)
de mbola ampin jy ko :@
49. Veloo ( 06/12/2005 22:31)
pika :-D:-D:-D vao2 ndray iny retsy, ho may miaraka @ hazo ledada nihafarany kle :-D:-D:-D:@
50. Herimiafina ( 07/12/2005 20:31)
Zah miangona foana knou, zah mantsy te-hihinana an'ireny divay sy mofo kely ireny kou njainjay, hehehehe:-D:-D:-D:-D
51. marozevo ( 10/12/2005 00:20)
Tsy hoe tsy mivavaka izay tsy mankany am-piangonana. Fa ny olana dia ity : Tsy tafaray amin'ny fianakaviamben'ny Fiangonana izay tsy mankany am-piangonana. - Mazava ho azy fa hafa kosa ny marary na ny antitra na izay voatery -. Ny Fiangonana manko fianakaviana, mifampizara ny sakafom-panahy (Tenin'Andriamanitra ary miampy Eokaristia ho an'ny Katolika). Dia tsy mahazo io anjara sakafo mahavelona io izay tsy mankany am-piangonana.
52. Veloo ( 10/12/2005 23:13)
marovezo ie marina ny anjy
53. Herimiafina ( 10/12/2005 23:48)
"Il y a une multitude de raison pour justifier un choix plutôt qu'un autre" HM. (l)
54. marozevo ( 10/12/2005 23:59)
Veloo > Za tsy "injy" na "mamzel" fa ataovy hoe "ialahy" na "rams" .... Azafady !
55. Veloo ( 11/12/2005 00:41)
marovezo aaaaaaaa oopppsssss azafady oooooooo:roll::roll:
56. marozevo ( 12/12/2005 23:50)
Ary i veloo ve "injy" sa "ialahy"?
57. Veloo ( 13/12/2005 15:57)
marovezo a zay tian-njy tiko doly e :-D:-D:-D:-D
58. marozevo ( 14/12/2005 00:43)
Veloo > Za angaha manontany hoe tia na tsy tia, satria efa fantatro fa tia ianao, ary mifankatia isika rehetra ato amin'ny NAMANA, na dia somary mahery fiteny aza ny sasany indraindray. Ny fanontaniako dia hoe INJY (vehivavy) sa IALAHY (lehilahy) i Veloo.
59. Veloo ( 20/12/2005 20:38)
marovezo a za aky vavy beuuuuuuuuhh a :-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.2676