Feno habibiana ao anatintsika olombelona!

1. fiaritiana ( 04/12/2005 00:28)
Nisy gasy nandé taminà toerana iray teto Afrika dé nahita oe eny amin ny bouchérie zany dé miantona eo ny hen omby,hen ondry sns ary ny tena nahagaga azy dé ny nahitany henan olona izao no amidy koa!tsy mba hihinana hi commande hena eto mihitsy aho hoy izy na any amin ny resto aza satria tsy fantatra izay haroson ny olona any!
Biby ny olombelona!
2. dadabe ( 04/12/2005 00:41)
:*aty chine indray klou d ny henan'alika no tena betsaka e,fa any aminareo anie izany dia ny cannibal nno tena maro e
anjekaky oo:roll:
3. jennifer2 ( 04/12/2005 00:42)
Dain, henan'olona ve? aiza ho aiza ao Afrika?
4. Herimiafina ( 04/12/2005 00:52)
Inn ty klé? Kaozy vrai ve klé,
5. jennifer2 ( 04/12/2005 00:59)
mba te hananjana angaha i herimiafina? sakafo hono zany, de asiana sosy matsirotsiro de tsy fantatrao hoe henan'olona, atao sesika nem sy sambos.
6. Herimiafina ( 04/12/2005 01:05)
dain, olombelona ve no hohanina klé, f'angaha mbola mi-exista izany fihinanan'olona zany klé, Bocassa aza efa tsy fidiny.
7. jennifer2 ( 04/12/2005 01:10)
any @ sinoa koa misy mihinana olona, de aty @ tany mandroso koa fa le resto mihaja be ireny no misy azy sady lafo vidy be hono an.
ary tsy mbola nahita an'le vaovao indray mandeha zay ve nareo hoe, misy mividy lafo mihitsy le zaza tsy tonga volana sy zaza esorina ireny?
8. Herimiafina ( 04/12/2005 01:24)
Ireny aloha efa hitako e, ireo Thailande, sy ny karazany kely maso ao atsimon'i Azia ireo no manao azy. Fa ny azy anie mba zaza efa maty no haniny e.
Fa ity tena olona lehibe vonoina dia kapaina de hamidy, verina tamin'ny andron'ny Dinozôro klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
9. jennifer2 ( 04/12/2005 01:26)
mihodina marina ny tany, ka misy miverina @ taloha indray. enga anie ka tsy hifanena amiko zany olona mpikapa olona zany fa tena matahotsa aho.
10. Herimiafina ( 04/12/2005 01:29)
Non, raha mifanena amiko zany de kapaiko de tsy haniko fa meko ny alikako klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
11. dadabe ( 04/12/2005 01:33)
ilay hoe mihinana henan'olona aty chine aloha dia tsy d arako lotra fa ny hitako t@ net dia ry zareo any Taiwan no nihinana zazakely vao teraka dia tena misy mikomandy ilay izy ,aty chine manko dia ferana ho 1 ihany ny isan'ny zaza ateraka fa mandoa vola @ fanjakana raha miteraka mihoatra ,nefa ry zalahy mbola manao vetaveta diaizay angamaba no mahatonga ilay fihinana zazakely ...asa aloha e...:(
12. jennifer2 ( 04/12/2005 01:33)
hmm! aza mamono olana zany, ratsy zany an.
13. Herimiafina ( 04/12/2005 01:41)
8)Betsaka be ve ny reny bevohoka maty sa foetus alaina amin'izao manta be ireny fa toa tena efa ngodabe anie e, sady be dia be amantaoniny mihintsy hatsatsika toy ny akoho any Dago klé. Mampiheritreritra hoe zaza avy aiza daholo ireny?
14. vale ( 04/12/2005 02:01)
fiaritiana:

Nisy gasy nandé taminà toerana iray teto Afrika dé nahita oe eny amin ny bouchérie zany dé miantona eo ny hen omby,hen ondry sns ary ny tena nahagaga azy dé ny nahitany henan olona izao no amidy koa!tsy mba hihinana hi commande hena eto mihitsy aho hoy izy na any amin ny resto aza satria tsy fantatra izay haroson ny olona any!
Biby ny olombelona!


Fiaritiana> nnntsss! ko raha tsy inona ko? fa aona no nahafantaran'ile ol azy oe henan'olona!(brrr!)
Mba valio oe fa otran'ny tsy mety mino mihintsy aho!
15. jennifer2 ( 04/12/2005 02:54)
hoy i herimiafina:
Betsaka be ve ny reny bevohoka maty sa foetus alaina amin'izao manta be ireny fa toa tena efa ngodabe anie e, sady be dia be amantaoniny mihintsy hatsatsika toy ny akoho any Dago klé. Mampiheritreritra hoe zaza avy aiza daholo ireny?

Misy manatsatsika olona nga any Dago?
Dain, za tsy ihinan-kena intsony raha tsy hitako hoe ity le omby nakisoa de tonga de direct omena ahy eo ho handrahoiko.
ny henan'alika no efa henoko hoe nisy tany,
16. Herimiafina ( 04/12/2005 02:57)
An3, manatsatsika akoho hoa fa tsy olona, tsy manao an'izany ny gasy akoatr,Ireny mpangalatra sy mpandroba tontakely mpamono olona ireny angamba, hehehehe:-D:-D:-D:-D
17. jennifer2 ( 04/12/2005 03:01)
noheveriko fa olona no atsatsika any Dago koa. eo fa hamaky tsara aho @ sisa. ampiako ny solomasoko.
18. pissoa ( 04/12/2005 09:44)
fiaritiana> zany ve aky??? fa efa nisy an'le e-mail ampitapitaina ireny kou tonga taty amiko taty de misy sary olona mihinana henan'olona manta - grrrrr :evil::evil: fa ilay izy alou t@ tany miady eh, de tena te hiseho mihitsy ny sasany amin-draolombelona we efa biby! :cry::cry:
19. fiaritiana ( 04/12/2005 14:20)
vale:

fiaritiana:

Nisy gasy nandé taminà toerana iray teto Afrika dé nahita oe eny amin ny bouchérie zany dé miantona eo ny hen omby,hen ondry sns ary ny tena nahagaga azy dé ny nahitany henan olona izao no amidy koa!tsy mba hihinana hi commande hena eto mihitsy aho hoy izy na any amin ny resto aza satria tsy fantatra izay haroson ny olona any!
Biby ny olombelona!


Fiaritiana> nnntsss! ko raha tsy inona ko? fa aona no nahafantaran'ile ol azy oe henan'olona!(brrr!)
Mba valio oe fa otran'ny tsy mety mino mihintsy aho!




ka hita oe olona koa, ohatran ny hoe mivarotra kisoa dé eo koa ny lohany!tsy te hahita zà e!mamparikoditra izany!
20. dadabe ( 04/12/2005 14:20)
izay izany le hoe tena biby-ty marina
anjekaky oo :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4841