Liste des messages

Liste des messages, inserés par mandrindra, par ordre de date
mandrindra ( 06/01/2010 15:25)
gripa A
taona maromaro lasa izay dia nisy ny H5N1 gripa du canard ankehitriny dia tonga ny H1N1 gripa du porc raha mikambana ireo dia ho avy ny H3N1 gripa du conard, ary be ny ho ringana... suite
répondu par Lejoba le 24/02/2010 12:14
mandrindra ( 15/10/2007 11:11)
lolo sy ny tariny
amin'ny 1 matsa 2008, dia hanao rindrakira ao amin'nny la cigale, eto paris ny lolo sy ny tariny. azo fandrihana any amin'ny mpivarotra tapakila mahazatra ny toerana... suite
répondu par badouda le 20/10/2007 21:31
mandrindra ( 08/09/2007 08:33)
fiara okaz
rehefa mividy fiara okaz ianareo dia inn daholo no jerenareo ahafahana milaza fa mbola tsara ny fiara iray?... suite
répondu par mandrindra le 18/09/2007 10:10
mandrindra ( 23/05/2007 17:14)
laingo-tsaosety
mba toy ny ahoana aby ny fandrahoanareo azy. izaho mantsy avy ninatsena tany amin'ny sinoa ka nahita aho andorany dia savy dia nobakoako. andeha ho ataoko ketsaketsa miaraka amin'y totokena aloha n... suite
répondu par mangabe le 25/06/2007 19:02
mandrindra ( 25/03/2007 15:44)
vokatry ny lalao barea sy elefanta
mba ilazao izay mahalala azafady ô... suite
répondu par tsimatimanota le 26/03/2007 08:23
mandrindra ( 11/12/2006 13:18)
voka-pifidianana
ny fahalanian'i ravalomanana, na dia tsy mbola ofisialy avy eny amin'ny hcc aza, amin'ny fihodinana voalohany ve dia noho ny fahaizany sa noho havendranan'ireo mpifaninana taminy?... suite
répondu par fijo le 13/12/2006 05:55
mandrindra ( 11/12/2006 10:56)
inona no zavatra mety hitranga?
efa manomboka mananotanoana ny fahalanin'i ravalomanana amin'ny fihodinana voalohany. tsy hanaiky an'io valiny io ny mpifaninana sasany dia hangataka hoe ampitaho ny pv, ohatra, dia hanaiky andeha ha... suite
répondu par Bakobako2 le 12/12/2006 00:25
mandrindra ( 22/11/2006 15:09)
antso fisotroana dite
efa be mpiresaka eto ny dite ka lasan'eritreitra aho hoe maninona moa raha asiana fiarahana misotro dite. io mantsy tsy dia mila fanomanana fa samy mitondra dite sy mofo hanohanana azy dia vita e. amp... suite
répondu par ninih le 28/11/2006 15:47
mandrindra ( 14/11/2006 10:32)
lohahevitra pôlitika
maro dia maro ao ny lohahevitra pôlitika, isankarazany mihitsy, efa tsy ho araka intsony fa samy mamantsika daholo manohana izay andrian'ny sainy. toy izao anefa no hitako miverina matetika : ny m... suite
répondu par Fiffi le 18/11/2006 21:05
mandrindra ( 19/10/2006 13:11)
gadraina sa tsy avela hiverina any madagasikara??
efa resaka mandeha eto foana ny mikasika an'i pierrot. ho an'ny milaza fa mpanakorontana i pierot no hitodihan'ny fanontaniana. aminareo iza, na inona no mety ahatonga korontana bebe kokoa : olona g... suite
répondu par manantsoa le 21/10/2006 11:54
mandrindra ( 22/09/2006 09:01)
andao hijery tsy miangatra
Toy izao ny fijeriko mikasika io fitondrana io : Raha ny zava-bita mivaingana no resahina dia nahavita tokoa ry zareo, ny lalana amina kilômetatra maro no vita gidirao, ny terrassement isan-karazany... suite
répondu par fiderana le 10/10/2006 15:48
mandrindra ( 18/08/2006 10:48)
Mondial basket
hanomboka rahampitso 19 aogositra 2006 ny championnats du monde basket lehilahy. amin'ny 3 septambra ny finale. Groupe A : argentina, frantsa, nigeria, serbia montenegra, liban, venezuela Groupe B: ... suite
répondu par mandrindra le 18/08/2006 22:13
mandrindra ( 17/08/2006 11:19)
Rahoviana ?
Amin'ny 3 desambra no datimpifidiana an'izay hitondra an('i madagasikara. rahoviana no tsy maintsy apetraka eny amin'ny HCC ny fanirina ny hirotsaka amin'izany fifaninana izany? ary rahoviana ihany ko... suite
répondu par prime le 12/09/2006 15:46
mandrindra ( 27/07/2006 21:29)
dobo filomanosana
nanasa namana avy any amin'ny firenena maro ramalagasy fa te hampidera ny dobo filomanosana tena moderna. izay rehtra tenenina dia mivadika an'izay ho azy ny ranon'ny dobo. nihazakazaka malaky ary il... suite
répondu par cutie le 01/08/2006 21:07
mandrindra ( 21/07/2006 11:30)
bisikileta
mahafinaritra ny tour de france tamin'ity indray mitoraka ity fa hatramin 'izao dia mbola tsy fantatra hoe iza no ahazo azy. ny telo voalohany dia segondra vitsivitsy monja no manelanelana azy ireo. Ã... suite
répondu par xxx le 28/07/2006 07:39
mandrindra ( 12/07/2006 09:04)
nitondra zava-baovao i zidane
izao dia lasa nitobo ny voambolana frantsay, misy izany ny hoe zizouter na mitifitra koudeboula. dia nivoaka koa ny hira vaovao sendra henoko tamin'ny onjampeo hoe :la danse du coup de boule angaha... suite
répondu par fijo le 12/07/2006 18:54
mandrindra ( 30/06/2006 07:40)
lehilahy efa manana sipa na manambady
atsy ambadika atsy misy lohahevitra hoe ahoana no ahafantarana hoe efa miaraka aman'olona ny lehilahy iray. ny ahy indray ny tiako ho fantatra dia ny hoe ahoana ny fihetsikareo vehivavy raha toa ka t... suite
répondu par mandrindra le 02/08/2006 20:40
mandrindra ( 28/06/2006 12:47)
ny baolina kitra sy ny fanatontolona (mondialisation)
amin’izao andron’ny fanatontolona izao dia ny kitra no hita fa mahahenika ny tontolo. rehefa anaovana jery todika ny tanatara dia ry zalahy bekintana no azo lazaina fa nanjaka be indrindra maneran... suite
répondu par mandrindra le 29/06/2006 19:50
mandrindra ( 23/06/2006 13:44)
Togo # france, resaka mandeha
dia izany moa no resabe etsy sy eroa fa nalohan'ny frantsay zany ny primen'ny mpilalao togolais dia efa siora fa hibata ny fandresena ry zalahy ireo rahalina. izay fahamarinany aloha tsy fantatra, jer... suite
répondu par mandrindra le 04/07/2006 08:32
mandrindra ( 13/06/2006 08:37)
saosy vinegrety
efa betsaka ny karazana salady na hanimaitso sy bozabozaka nolazainareo atsy ambadika atsy. ny fanaovna ny saosin'izy ireny koa anefa dia samy manana ny azy ka mba lazalazao hoe ny talentanareo.... suite
répondu par boubounezy le 30/06/2006 13:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.6528