voka-pifidianana

1. mandrindra ( 11/12/2006 13:18)
ny fahalanian'i ravalomanana, na dia tsy mbola ofisialy avy eny amin'ny hcc aza, amin'ny fihodinana voalohany ve dia noho ny fahaizany sa noho havendranan'ireo mpifaninana taminy?
novalian'i fijo ny 13/12/2006 05:55
2. Samoana ( 11/12/2006 13:32)
Samy marina daholo ny valinteny roa natolotrao
3. Fiffi ( 11/12/2006 13:49)
efa ofisialy io ! http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m457d2797d3ce3
4. sasa ( 11/12/2006 13:56)
Fiffi vokatra feno fotsiny fa tsy offisialy, ny fanambarana avy am HCC tokana ihany no offisialy
5. Fiffi ( 11/12/2006 15:19)
sasa: http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m457d2797d3ce3
6. xxx ( 11/12/2006 15:30)
Mbola mamim-bahoaka re izy matoa lany an!
7. Fiffi ( 11/12/2006 15:49)
marina zany ...
8. Imahaka ( 11/12/2006 16:23)
Fiffi> tsy vokatra ofisialy io ka. Ny vokatra ofisialy dia ilay avoakan'ny HCC. Na ampianao jereo eto fanindroany azy dia tsy ofisialy fa marina ilay fanamarihana nataon'i sasa.

9. zandikely ( 11/12/2006 17:51)
Il s'agit tout simplement des resultats officieux mais pas encore officiels.
10. kitjo ( 11/12/2006 18:39)
efa voalaza teny gasy re e!
sa oe sao d tsy hain fiffi? hihihi
11. Rasiligaoma ( 11/12/2006 19:05)
fa tokony ho tonga saina ihany lery fa ny antsasany mahery 5% ny vahoaka nifidy ihany no tia azy sisa a!
Ny tsy tonga nifidy sy ny atsasany latsaka dimy tsy nifidy azy izany mila eritreretiny ihany! fa betsaka noho ny vato azony ireo raha atotaly!
12. bema ( 11/12/2006 19:17)
hay ve
13. Fiffi ( 11/12/2006 19:29)
kitjo:
efa voalaza teny gasy re e!
sa oe sao d tsy hain fiffi? hihihi
:-w:-w :-D:-D


14. zandikely ( 11/12/2006 20:23)
Kitjo:

Tsy hoe tsy hain'i Fiffi fa ny dikateny manahirana ahy. Lasa mihodinkodina be ny fanazavana.

Hoy i Imahaka: Tsy vokatra ofisialy io ka ... ny vokatra ofisialy dia....

Zany ve midika fa:

Officiel = ofisialy
officieux = tsy ofisialy ve ?
15. BloodTitan ( 12/12/2006 06:55)
De sur ve nareo fa ra le tsy nifidy reny no nasaina nifidy de tsy hisy handatsa bato ho an ra8 mintsy. Sao de vao maika ambony be io e!!!!
16. ronaldo09 ( 12/12/2006 10:53)
de sahirana ireto manao calcul sy faly ambokony nefa i sarah sy ry Tojo ary ry Maika no ho hatavy sy bolangina!
17. hery ( 12/12/2006 10:58)
Rehefa tsy bolangina ronaldo09 dia izay no tanjona... na hatavy aza ry sarah sy ry Tojo sy ry Maika. :-)
18. ronaldo09 ( 12/12/2006 11:39)
Merci zoky be hery a! Masaka mba jereo ihany hafatra nosoratako fa toa lasa minisitra hono nareo.:-D:-D:-D:-D:-D:-D
19. Fiffi ( 12/12/2006 20:42)
zandikely:
Officiel = ofisialy
officieux = tsy ofisialy ve ?
nga misy mahasamy hafa an'ireo ?


20. fijo ( 12/12/2006 21:48)
tsy hanova inona ny tabataba ry zalahy ,ka aleo ngamba mba mahay resy an.namana daholo ihany nareo na resy aza.
valin'ny fanontaniana,dia ny adversa no vendrana.fa ravalo efa hay fa eo ho eo ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0828