tsy ny adversa mihitsy no vedrana fa ny tompon'ny toeran no mangalatra!!
Ny ahy ny tsy azoko dia ilay hoe, zoma 8 12 06 las teo diatsy nisy nahazo vokatra ny mpanao gazety tao amin'ny coupole rehetra fa nikatso daholo hono ny ordinatera !!nefa vao nomen'ilay 8 sy ny amerikana hono ireo fitaovana ireo!! MAHAGAGA an:::-/:-/
ka nisy ny sampona ko.tsy mahagaga izany ka.indrokely iny.
fa ny resy resy foana e.tsy nisy nahita halatra hafatsy ny mpanohitra????mahagaga,nefa dia be ny mpanaramaso no tonga tany.sa ny mpanohitra ihany no mahay manisa??????