antso fisotroana dite

1. mandrindra ( 22/11/2006 15:09)
efa be mpiresaka eto ny dite ka lasan'eritreitra aho hoe maninona moa raha asiana fiarahana misotro dite. io mantsy tsy dia mila fanomanana fa samy mitondra dite sy mofo hanohanana azy dia vita e. ampiana glita io dia miaramamalankira eo fa mety ho milay an.
novalian'i ninih ny 28/11/2006 15:47
2. melody ( 22/11/2006 15:27)
eny hoa o!:)
3. kelly13 ( 22/11/2006 15:30)
alefaso ary e, aiza d rôvina d etc...
4. xxx ( 22/11/2006 15:32)
mandrindra:
efa be mpiresaka eto ny dite ka lasan'eritreitra aho hoe maninona moa raha asiana fiarahana misotro dite. io mantsy tsy dia mila fanomanana fa samy mitondra dite sy mofo hanohanana azy dia vita e. ampiana glita io dia miaramamalankira eo fa mety ho milay an.
raha tena dité (thé) de mety ! na ravimboafotsy...
Fa raha dité (.....) zao ve antson'ny fo ? :roll:


5. booboo ( 22/11/2006 15:38)
ary ny mpitsotro ranovola ôtra anà ve mahazo tonga sa tsy maintsy dité ?
6. Simpona ( 22/11/2006 15:50)
mbola tsitako ndray iny hevitra iny, thé party? Tairo fa raha am fotoana maha afaka anay de wavy eo e, sady Simpona mbola tsy nihaona tamnareo miits. :lol::lol:

booboo > Tongava ihany fa itondrako siramamy le ranovolanao
7. melody ( 22/11/2006 15:50)
amiko aloha rehefa resaka rano, na inona io na inona dia mety daholo, sa ahona?:lol::lol:
8. Angie ( 22/11/2006 15:51)
Azo atao hoe antson'ny fo ihany moa izy ity raha any ampisotroana dité na thé no mety hahitan'ny sasany akama kou sa aona Mandrindra?

Dia mba mety ho tratrako v zany dité party zany ?? asa re marina fa dia mirary soa raha raikitra dia lazao eto ihany raha nahita miady @ pièce.

9. ratonga ( 22/11/2006 16:11)
tena tsara mihintsy lé hevitra=D=D=D
10. xxx ( 22/11/2006 17:41)
tsara fa tsisy dikany :°)
11. xxx ( 22/11/2006 17:45)
Angie:
Azo atao hoe antson'ny fo ihany moa izy ity raha any ampisotroana dité na thé no mety hahitan'ny sasany akama kou sa aona Mandrindra?
raha tena dité thé fa tsy (whisky) fa lasa dité mamayyyyyyy beeeeeee !!!!


12. melody ( 22/11/2006 18:02)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 22-11-2006 18:41:09
Lohateny : Re : antso fisotroana dite
tsara fa tsisy dikany

Tsisy dikany ahona ry xxx? Hazavao hoe ny tianao hambara ary e!
13. chipie1 ( 22/11/2006 18:19)
ary hitendry glita fotsiny ndray de aona ?
14. totofy ( 22/11/2006 19:57)
na whisky na dité resaka rano daholo zany , sô dé zakan' ny rano eo klé! hitondra lakana zany !:-D:-D
15. fasaly ( 22/11/2006 20:08)
de aiza anefa ny hisotro dité, zà hotondra termos ngendangeda mitàna hafanana de mofo mamy na madalenina:wink:
16. totofy ( 22/11/2006 20:12)
tsy hita intsony mandrindra !
17. fasaly ( 22/11/2006 20:25)
lbola ho avy izy fa resaka dité ve ho avelany e!:lol:8):wink:
18. belaza ( 22/11/2006 21:02)
eny oa za kou tsy sasatra mihitsy manenjika anao ato an
19. Fiffi ( 22/11/2006 21:04)
:-D
20. fasaly ( 22/11/2006 21:11)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1419