antso fisotroana dite
22. fasaly
(
22/11/2006 21:18)
fa de nahoana no nivoara mena tsy manin ange e!:wink::-D:-D:-D i fiffi ihany no ni meme vlou teo an! de narahko avy ato aoriana:-P
23. belaza
(
22/11/2006 21:20)
ao fa hatory aza za e de mazotoha daholo an de tafandrimandry koa radem ndray ô
27. ari.malala
(
23/11/2006 06:17)
rovin zan msotro dite zan klou e! ny ana ko ranovola otran'ny an'i booboo manko
28. fasaly
(
23/11/2006 06:46)
ny ahy dité vita ravimbofotsy sy veromanitra amzay matory tsara avy eo!!!!!:wink:
29. mandrindra
(
23/11/2006 10:08)
izay rehetra mpisotro :wink: na dite na ranovola na rano mangitsy dia asio siramamy gasy fotsiny fa mandeha foana io e
totofy, tsy hoe tsy hita aho fa herinandron'ny dite ity herinandro ity ka dia mbola namana kibo aloha e.
angie, ary mijery lavitra ianao hoe misy hifankahita tampoka hatrany an
chipie1, ilay glita anie efa ao, fa tsy inoaka fa mila an'ilay dite spesiala izay karazana jus de risika mba hampaneno tsara azy ihany koa, dia amin'izay koa ny feo manganareo no mivoaka tsara :lol:
fasaly, tena anisan'ny kaliten'ilay dite ankafiziko io mampatory io:°)

30. booboo
(
23/11/2006 10:51)
Chipie1 > kay ve manana feo manga ? hihihihi aho mbola tsy naheno fa mitenena hoe ! hihihi
31. ninih
(
23/11/2006 11:14)
dite party. mafinaritra fa tsuisy daty hieritrereatanay azy ko. itondranay le dite mampatory tsara ireny @ izay.
33. kelly13
(
23/11/2006 14:48)
totofy:
na whisky na dité resaka rano daholo zany , sô dé zakan' ny rano eo klé! hitondra lakana zany !:-D:-D
lolll ny bouée kou tsy adino, mdrrr
36. colar
(
23/11/2006 18:10)
tonga zany da am lahady ny rdv e,ato antrano,efa bobaka ny dite fa tsaky entina d jus ,vazo b miaraka am glita,mitondra korintsana zay manana,mirava am 6 hariva fa sao tezitra i vaza,hahahahah,mety milay b marina zany an,ndrindra fa we b sipa,tonde cabaret kely mintsy
39. Simpona
(
24/11/2006 07:49)
de aiza anefa ny hisotro dité, zà hotondra termos ngendangeda mitàna hafanana de mofo mamy na madalenina
Za zany hitondra kopy ngezangeza de hanakaiky an'i fasaly :miam::miam:
40. mandrindra
(
24/11/2006 09:39)
ari.malala, sy chipie1, tsy hoe nahita aho fa henoko hoe mangamanga ny lokony :-D:-D:-D
fiffi, efa hoe dite no sotroina fa tsy ireny tavoahangy kely maintso sy maramara ireny, ary ny vera tsy tokony hisy rano mandroatra izany an:wink:
amin'ny alahady hono zany any amin'i colar e
aty indray ny dite misy, ny glita misy fa ny mpitendry sy ny mpihira no tsa misy